Mba magataka tonokira an'i Mahaleo

1. arajech ( 11/01/2007 13:33)
Mitady ity tonokira Mahaleo ity izay manana " NILAOZAN'NY TIANA " misaotra mialoha !
répondu par Fiffi le 12/01/2007 11:03
2. Fiffi ( 11/01/2007 14:29)
hira vaovao ve zany ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1 ato @ tononkira manko toa misy ny hiran'ny Mahaleo rehetra ...
3. arajech ( 12/01/2007 10:42)
Fiffi:

hira vaovao ve zany ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1 ato @ tononkira manko toa misy ny hiran'ny Mahaleo rehetra ...


Misatranao namaly fa tsy misy an'io ao fa nijeroko t@ volaohany io hatramin'ny farany ilay misy hoe
ankizy toa very dia
toamny nilaozan'ny tiana
ty foko mbola tia
tomay sy .....
Tsy misy sarodresena
tony fahatsirovana ....
4. Fiffi ( 12/01/2007 11:03)
de tena tsy aiko indray zany hira zany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522