Ilaina ve ny mampirafy?

1. Ankazomanga ( 11/01/2007 07:57)
Raha ny hevitro manokana aloha dia hita fa tena mamoafady ho an'ny vehivavy raha mampirafy ny vadiny; nefa raha mba fantany moa ny antony.
Tsotra ny antony; rehefa mandeha ny volana sy ny taona, mety ho leo ihany ny taona indraindray ka mitady vodilanitra hafa vetivety fotsiny. Toy ny sakafo ihany io eee. Marina fa tsara ny henakisoa sy voanjobory (Ilay vady ao an-trano io) kanefa raha izay foana ny loaka isan-andro, leo sady marary vavony no iafarany; ny fanafodiny, mba avadika ro-mazava indraindray...dia toa izay ilay izy.
Tsara ho marihina koa fa ny fampirafesana dia vaomaika mampitombo ny fitiavan-dralehilahy ny vadiny rehefa mody ao an-trano izy satria hafa ihany anie i madama eee.
répondu par volatil le 19/03/2007 16:27
2. Fiffi ( 11/01/2007 08:25)
Ankazomanga:

Tsotra ny antony; rehefa mandeha ny volana sy ny taona, mety ho leo ihany ny taona indraindray ka mitady vodilanitra hafa vetivety fotsiny.
tsy excuse mihintsy zany !!!!! rehefa mampirafy de ratsy , sady manota be eo hanatrehan'Andriamanitra !
Raha zah manokana aloha de tena maneloka ireo olona mampirafy zany an !


3. Samoana ( 11/01/2007 08:48)
Ankazomanga:

... Marina fa tsara ny henakisoa sy voanjobory (Ilay vady ao an-trano io)...



ataovy dia asehony anareo koa ny fitiavany saosisy sy p'tipois.Aza "misouzy" soa voa double eo Rakazomanga a :D!

4. apache ( 11/01/2007 09:06)
Aretin'andoha tadiavina ny fampirafesana, za manokana dia mankahala tanteraka ny olona mampirafy n'inon'inona antony anaovany izany, na mbola mpisipa io indrindra ny manam-bady. Na petit pois io na ravitoto na kitoza, "la fidelité se paye cher mais valent plus que tout".
5. poupousa ( 11/01/2007 11:49)
no comment!
6. fasaly ( 11/01/2007 12:37)
ary raha mba miteny indray aho hoe tsy ampirefesiny am sipa na bandy ilay vadiny ao antrano fa ampirefesiny am internet na ordi io, ny asa amanaraharaha, ny lalao any ivelany toy ny loka sy ny fisotroana any am bar, ny tiko ambara dia tsy mi compte loatra ny vadiny fa ireo no ambony aminy ohatra dia ahoana indray ny amin'iny ??????
ny ahy raha ny vadiko izany no te hampirefy de miteny amiko fotriny de mazava ny tantara fa mila ho fatako dool ny fandehany.....
7. Samoana ( 11/01/2007 13:15)
fasaly/ ny fialamboly samihafa @ fampirafesan'Akazomanga kosa e !
Ny fialamboly azo ifampizarana ary tsy ambony noho ny vady izany raha mahay mandamina fotoana. Ny ahy izao ny ptank sy ny namako efa misy calendrier, ny azy ny magazay sy ny namany, ny an'ny kilonga sy ny namany koa hafa. De asiana marimaritra ahafahana manao zavatra hafa miaraka. Na mifandefitra manaraka ny ataon'ny iray de mifambindimbindy hatrany:wink:
8. fasaly ( 11/01/2007 13:21)
:-D izany an! mifandimby dia mifandefitra???
manja ange raha toy izay ilay izy e! fa raha ataoko hoe lay sipa tsy tia miditra bar nef i ngama any foana no andrompiainanay vao tsy miasa izy ohatra dia revo any tsy mody raha tsy sasakalina iohatra efa otran'ny hoe mampirafy ihany izany koa, ohatra chateur iray koa anarany fotsiny manambady fa dia adinony tanterka ny fadiny mampirafy koa izany amiko koa!:-D
9. Samoana ( 11/01/2007 13:39)
sarotra ilay bar raha isan'andro satria efa alkôlika ngama izany. Miampy trotraka ny tolona satria tsy misotro izany le kala ( soa ihany aza raha tsy izany dobom-toaka ny tokantrano:lol:)
raha chateur na chateuse indray mijanona foana rehefa ilaina izany kah !Marina tokoa fa mampirafy @ namana, ny havana,sns...eto @ chaty sy serasera fa azo ajanona io rehefa hita fa trop kah ! Ala fahanginana sy fizarana torohevitra izy ity matetika ka mijanona ho azy rehefa tonga ny ankilany e!
10. fasaly ( 11/01/2007 13:43)
ka zay njinja nge wa ry samoana e!
ny mampirafy am lahulahy na vehivavy koa anie misy fetrany iny satria mangalampihinana kely any am sisiny any ry zareo fa ilay tena fampirafesana toy ny drogy ohatra hoe varina lotra am site mamoafasy lay rangahy ohatra dia fampirafesana ihany izany amiko:wink: aoka re marina fa sarotra be ilay izy a:-D
11. Samoana ( 11/01/2007 13:56)
ilay mampirafy oul, miafina; fa ilay mampirafy tchaty anie iaraha-mahalala e( izany hoe mahazo fahazondalana !)
12. fasaly ( 11/01/2007 14:32)
:°)ho an'ny tsy mahazo alalana firy dia otran'ny hioe mampirafy ihany anefa misy ilay cas an!:wink:
13. Lalah ( 11/01/2007 17:55)
ratsy be io e! zah sady efa nampirafesina no nampirafy(satria nampirafesiny) fa ny zavatra tsapako dia samy mampitapy daholo, tsy misy tsara hoatran ny manaja ny an ny tena.
14. sitlo ( 13/01/2007 19:13)
15. tsimatimanota ( 18/01/2007 11:20)
pépé tranquil
16. jhouhlambout ( 19/01/2007 00:42)
Ilaina ve ny mampirafy?
-> ié
17. Aino ( 19/01/2007 19:15)
Ilaina ve ny mampirafy?
hasakasany ilay olona io raha tiany ny ampirafy na tsia fa vonona ny hanaja any izay ananany izy
18. kanto10 ( 29/01/2007 15:54)
aleo ny lhl hampirafy any fa efa zany mihitsy nge ry zareo e! tsy afaka hifaninana amin'ny lhl mihitsy aloha isika vhv amin'io taranja io raha ny hevitro manokana, rhf mody foana mahavita devoir tsara izy an sy tsy mitondra aretina de tsy efa ampy ve zay? manjary marary fo eo fotsiny nge raha hiasa saina aminzay mety ho rafy any lava izao e, zay vao simba hatramin'lay fitiavana mamy be teo
19. volatil ( 19/03/2007 16:27)
ilaina raha tiany zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.535