gatô mpanasaraka

1. kala ( 11/01/2007 07:28)
Nisy gatô 03 (na tsy gatô aza dia tsy maninona fa izay no tiako ê!):-D :-D teo ambony latabatra. Andramo ange ê! mamy be ô :twisted:

Nasain'ilay reniny nalain'ny zanany ny iray hataony goûter.

Dia raikitra zany fa sady mijery dessins animés no :miam::miam::miam::miam:

I Neny lasa manao zavatra any ambadika.
Teo aloha ilay zaza dia mbola te hihinana ihany, gatô io kou! Tsy aritrany dia nalainy ny iray.
Kelikely, niverina i neny
- fa maninona no mbola nalainao ndray zanako ny gatô tato nefa ianao efa nomena
- ka loza ange ry neny ê!lay gatô tato ankiboko ange niteny hoe "mila namana ê!"
- :roll::roll::roll::roll:

Kelikely ndray nopehan'ilay zaza ilay gatô fanintelony :miam::miam::miam::miam::miam:
tonga ndray neny,
-andray! :o toa tsy nisy niangana tsony lay izy nanaovanao azy???
- tsy fanahy iniako le izy ry neny fa ilay gatô roa nohaniko teo niady rehefa nihaona tao ankiboko, dia nohaniko ilay iray farany teo nohaniko ataoko mpanasaraka andry zalahy, zao izy zao : namitra-pihavanana! :D
- :roll::roll::roll::roll::roll:

:) de ampy
répondu par onjah le 19/01/2007 19:11
2. pissoa ( 11/01/2007 07:32)
:-D:-D:-D

hifanesika hivoaka eo izy telo lah vao sahirana :-D:-D:-D
3. kala ( 11/01/2007 14:20)
:roll: :roll: :roll:

mi forume eo izy vao taitra i pissoa
:-* andry ê!
4. sitlo ( 11/01/2007 17:06)
:-D:-D:-D
5. totofy ( 11/01/2007 19:29)
:-D:-D:-D:-D
6. ari.malala ( 12/01/2007 07:55)
:-D:-D:-Dtonga soa indrya i kala e, d miandry ny manaraka ndray an
7. aigredoux ( 12/01/2007 10:16)
Aleo ihany oa tonga de omena gatô 3 ny zaza :lol::lol:
8. booboo ( 12/01/2007 12:01)
:-D:-D
9. onjah ( 19/01/2007 19:11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1092