dia faly ny hividy

1. bazylou ( 11/01/2007 00:09)
ny an'ny olona foana ve isika sa mba rahoviana vao hahavita zavatra amin'ireo injeniera informatika ao antanana ireo ?????:?::?:
répondu par bazylou le 07/02/2007 00:45
2. Fiffi ( 11/01/2007 05:57)
hummm......tsy hanaovana comparaison kosa ry bazylou ny firenena an-dalam-pandrosoana sy ny firenena matanjaka an ! Firenena iza anefa no tsy nandalo t@ fividianana ny an'ny hafa aloha ? :roll: mbola ho avy ny anjarantsika fa samy manana ny fotoanany ny zava-drehetra eh !
3. bazylou ( 11/01/2007 13:15)
ilay anjaratsika tsy ho avy mihitsy raha izao foana ny toe tsaina sy ny fanaovann'y fanjakana ireo mahita hevitra sy mpandraharaha !! sady manonofy be raha ho avy izany !! jereo ny antsika ireo fa ny ann'y vazaha ihany no enarana dia atao ohatran'ny an'ny vazaha!!
NAHOANA AO AMINTSIKA NO TSY MBA MANANA ZAVATRA VITA SY MIFANDRAIKA AMIN'NY TONTOLOTSIKA ?
4. xxx ( 11/01/2007 17:18)
azilou> efa manomboka kah, http://wiki.infogasy.net/doku.php ohatra
5. Fiffi ( 11/01/2007 17:42)
wayyyyy!!!!!!! tara train indray zany bazylou fa hay tena misy zavatra bdb ao an ! de ahaona ozy bazyl @ io ?
6. bazylou ( 11/01/2007 22:21)
mbola resa be ireo ry tsamy a!! mbola eo ambony latabatra daholo!! aiza koa nomisy olona mano logiciel fitaterana nefa tsy mitenir compte ny réalitén'ny fitaterana any Madagasikara!! fa angaha izy ity hoe atao sy apetaka ary atao mitovy amin'ny vazaha dia mijanona eo.
Mba mieritreritra ve ireo namorona ireo fa ny taxi be tsirairay dia manaraka ny ora sy daty ary ny frequence hiasany sy hahatongavany eo amin'ny toerana iray!!
TSY IZY MIHITSY IREO E§§§!! ny teny vazah avadika gasy fotsiny dia izay ve no atao hoe teknolojia gasy e!!tsary mamely ka!!
7. bazylou ( 11/01/2007 22:26)
ry 1formatika.com ireny izao angamba no mila atosika raha tiana ho azo haingana ilay teknolojia gasy!!:roll::roll:
8. Fiffi ( 14/01/2007 12:01)
de @ nao zany ry bazyl de tsy mba ahavita na inona na inona ny gasy ? :roll:
9. bazylou ( 07/02/2007 00:45)
tsy hoe tsy mahavita na inn na inn anie!! fa ilay hoe aiza ny antsika ?? aiza ny napoakan'ireo injeniera nivoaka tao amin'ny eni sy ny namany ireo??
io 1formatika io izao no mba hitako mngirana kely , ny ambiny resaketotra daholo sady ambony latabatra sy mijery alavitra fotsiny!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3032