mitady partitions bà gasy (gitara)
1. booboo
(
10/01/2007 12:41)
Sao mba misy afaka manoro ny fomba ahafahana mahazo partitions-na hira bà gasy @ gitara kay, azafady ?
Misaotra indrindra ô.
Misaotra indrindra ô.
répondu par booboo le 12/01/2007 11:58
2. simplex
(
10/01/2007 14:15)
:D:D
zany izy hoe gasy kou, ampiadio ny sofina :°)
satria iny mitsipona tanteraka d ny feony no arahina. Ny akoro sy ny gama tokony mitovy ihany sa ahoana :-w
samy manana ny fanaovany azy fa ny hitako an: ny corde (mi) atao (do), d ny corde (la) atao (sol). Ny Fa somary hafa kely satria tsy takatry ny ankihikely le izy, d eo @ (mi) no tsindrina fa sotomina hidina kely d mahazo #, ingenieux an ;-)
mazotoa e
:-*

3. booboo
(
10/01/2007 14:26)
Tsy dia ilay fomba fitendrena azy loatra fa ilay izy voarakitra anaty boky na feuille no tena tadiaviko (azo tehirizina) fa misaotra ihany na izany aza :wink:.
4. lapino
(
10/01/2007 14:59)
Izay le izy hoe ny sofina no ampiadio :)
Ny hira gasy voatahiry manko toa amin'ny endrika solfa daholo, ilay feo 4 milahatra. Izany hoe ny melodian'ilay hira no mety ahitana voatahiry. Fa ny filatrolatrony ataon'ny mpitendry zava-maneno dia araka ny aingam-panahiny eny ihany, dia mety tadidiany ny sasany, mety misy karazana "formule" tsy voa-explicité ifampitan'ny samy mpitendry, sns ... Dia tsy voarakitra an-taratasy ilay izy.
Amin'izao efa misy synthet sy piano numerique afaka mi-enregistrer izao angamba vao mety ho azo eritreretina ny hisiana mpitendry mahay afaka mirakitra hira bà gasy. Raha mahita fichiers midi koa ianao dia afaka sokafana amin'ny rindrankajina mozika ireny dia avoakany ny naoty solfege. Dia ianao ihany avy eo no mandrafitra azy ho afaka tendrena amin'ny gitara. (tsy haiko ny gitara koa raha misy afaka mi-enregistrer naoty)
Raha tsy izany, ireny boky nosoratan'i Etienne Ramboatiana (boobool :)) ireny koa no mety ahitana bà gasy voasoratra. Fa boky natao hianarana anefa ireny fa tsy raki-kira.

7. hery
(
11/01/2007 09:27)
Hitako misy vitsivitsy ihany ao amin'ny tononkira http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/tab
Marina fa tendry tsotsotra ny ankamaroany fa misy tena nandrafitra tsara mihitsy... jereo anie izay nampidirin'i Chrisramana e (ohatra fotsiny)

8. kambanaprod
(
11/01/2007 09:28)
Fa maninona raha tsy ba gasy e?
ataovy gadona hafa de afaka manampy anao za
za mantsy claviste no soliste no bassiste
fa tsy mety batteur
Mozika ange no fiainako e de raha mety de miara mitendry Tsika Valio @ kambanaprod@yahoo.fr lesy e

9. booboo
(
12/01/2007 11:58)
Hery > oooooh ! merci a ! :D
Kambanaprod > Ka ilay Bà Gasy mbola tsy fahenon'ireo mpampianatra gitara @ toerana ianarako nefa nahaliana beee an-dry zareo dia zay no itadiavako style bà gasy manokana :wink:. Voaray ilay mailaka :wink: