raha ho any an-danitra isika

1. LazaDaddy ( 10/01/2007 01:52)
misy manana an'io tononkira io sy tondrom-peo gitara ve azafady? Mba tiako adika @ teny vahiny mantsy ka dia misaotra mialoha.

Raha ho any an-danitra isika
Hijoro eo amin'ny fitsarana

...
Tsy nalevalano...
...
répondu par prime le 12/01/2007 10:45
2. lapino ( 10/01/2007 06:16)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2634 ny tonony
3. LazaDaddy ( 10/01/2007 06:28)
Misaotra an'i Lapino. Andrakandramako eo dia ho hitako eo ny tondro-peo fa raha misy mahay dia mba ilazao e.
Misaotra betsaka indrindra :-*
4. lapino ( 10/01/2007 06:37)
Ity misy tondrompeo tsotsotra vonjimaika, mety tsy tena mitovy @ original, dia mbola mila transposer-na koa raha tsy takatra. :oops:

raha ho -C-any andanitra isika
hijoro eo aminy fitsa-F-rana
hifaly sy hiravo hanatri-C-ka ny To-G-mpo
nefa -C-hisy maro any
hijery anao ka hito-F-many
hikika -C-sy hi-F-dradra-G-dradra -C-oe


tsy na-C-mbaranao -F-ahy i-C-zy
tsy na-C-sehonao -Am-ahy ny ma-Dm7-za-G-va
hita-C-nao isanadro aho
fantatrao ny momba -F-ahy
nefa -C-tsy na-F-mbara-G-nao "je-C-so"
5. prime ( 10/01/2007 09:16)
Misaotra anareo e...:D
6. Samoana ( 10/01/2007 18:24)
Mba alefaso fichier joint aty amiko refa vita fa tsa mbala reko io hira io ry LD a:wink:! (le teny gasy fa tsy ilay tsy haiko an !)
7. dailynews ( 10/01/2007 18:51)
Mba tena tiako loatra io hira io. T@ izaho voalohany nahare io hira io dia latsaka be mihitsy ny ranomasoko sady tonga saina be hoe tena mbola be ny adidy miandry.
8. lapino ( 10/01/2007 18:54)
Tsy misy ao amin'ny rvg koa le izy
9. cutie ( 10/01/2007 21:00)
Efa nohiraiko io hira io:lol::oops:
10. LazaDaddy ( 10/01/2007 23:27)
DN> Izy anefa ho avy faingana ka mila mihetsika izany isika mamita adidy:)
Tsy efa feno daholo ve ny fepetra rehetra hoy ianao? Misaora Azy noho ny faharetany fa mbola omeny tombon'andro sy tombom-potoana indray isika hibebahana :) Sa misy fepetra mbola tsy feno? Mora ny mihomehy ny mpiara-monina t@ i Noah, kanefa mora koa ny minia tsy mijery ny zava-misy ankehitriny @ izao fotoana iainantsika izao.

Ho Azy irery ny voninahitra.
11. xxx ( 10/01/2007 23:31)
LD,Dailynews,prime..> y'all are right.. we do need to spread to good news about the true Love through Jesus Christ--the only mediator to our father God.

tadidio ito: "IJaona 3:8 ..Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly."

Amin'ny maha zanak'Andriamanitra antsika satria efa novonjen'i Jesosy tamin'ny rany dia adidi-tsika koa ny mandrava ny asan'ny devoly amin'ny filazantsika sy ny fizarantsika amin'ny hafa ny Fitiavana natolotry Jesosy Kristy ho antsika.

On thing is for sure...mbola hianao isika izay tena afaka amin'ny ngejan'ny satana ndray andro any na tsy eto amin'ity tany fandalovana ity aza.

Zo-etazonia.
12. diamondra27 ( 11/01/2007 16:36)
samoana: raha mbola tsy nahare io ianao dia mazotoa mihaino faniloradio.com fa mandeha ao indraindray.
de aza variana any marseille any fa sao tsy tafakatra any an-danitra :-D
13. prime ( 12/01/2007 10:45)
diams> :-P:-D:-D
LD> misaotra mampatsiahy e...
xxx> misaotra anao...

Mahereza daholo ary ô...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006