Kabarin'andriamatoa filoha!

1. ronaldo09 ( 09/01/2007 13:06)
Ela izay tsy nidirana teto amin'ity sehatra ity izay ka aleo miditra raha mbola tsy tezitra amiko ingahy webmaster!
Tamin'ny kabarin'ny filoha t@ 05 janvier teo dia ireto ny zavatra ohatry ny nanaitra sy mampieritreritra:

Voici les grandes lignes pour 2007 :
- la croissance économique à plus de 6%,
- l'inflation en dessous de 10%,
- le taux d'investissement à plus de 22%,
- le déficit budgétaire en dessous de 4,4%,
- la pression fiscale à plus de 11%.

Les priorités immédiates du MAP sont aussi les priorités de la Politique Générale de cette année. Le priorités doivent se concentrer sur :
- la réforme des finances publiques,
- l'augmentation des investissements nationaux et étrangers,
- le lancement d'une révolution verte
- le nouveau système pour la sécurité publique
- les mesures urgentes pour la santé et la planification familiale, et
- les réformes du système judiciaire.

J'attends aussi du Gouvernement que les tous les programmes nationaux soient mis à jour le plus tôt possible, en respectant le MAP, en y intégrant toutes les activités prioritaires, et en coordonnant les actions des bailleurs de fonds.

Nous avons besoin de moyens et nous avons besoin d'experts - nationaux et internationaux - pour une mise en œuvre plus rapide, plus efficace et plus durable.

Il est temps de retrousser les manches et de s'atteler au travail. A partir de maintenant les Ministres, les secrétaires généraux, les directeurs généraux et leurs équipes seront évalués selon les résultats obtenus.

Dia io zany fa miandry ny pro-Lahiniriko satria filohampirenena no niteny an'io.
Be loatra manko izy fampanantenana natao tamin'ny 5 taona voalohany nefa tsy nisy na iray aza ny zava-bita!amizao dia vavaka tsotra no andeha ho hiraina;
HANATONTOSA NY ZAVA-DREHETRA NAMPANANTENAINA!!!
VIVE MADAGASCAR ET VIVE AUSSI LES MALGACHES
répondu par xxx le 18/01/2007 12:32
2. Fiffi ( 09/01/2007 13:09)
tsy hitanao nge fa efa nalefan'i lapino ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45a21c9628d11
3. ronaldo09 ( 09/01/2007 13:15)
Nga moa i lapino nanakiana fa tsy nitehaka !Za eto manakiana satria nofy io zavatra lazainna hotanterahana io!
4. Fiffi ( 09/01/2007 14:00)
ny mahagaga ange de zao eh ! manao zay mahasoa ny olona tsikeraina hiany ..maika re zany ka tsy manao de inona no ho vokany eh ?
Fa nahoana no ho nofy zany eh ? mahareta kely aloha .....de mba jereo sy vakio hatram'farany ny zavatra nolazainy ........
5. ronaldo09 ( 09/01/2007 14:11)
o ry fiffi a! MASIKINY TSY MAHADINY RAHA ELA?I fiffi manko aty andafy dia ampiandrasinao foana ny gasy any dago.zay no mahavoa antsika zanaka am-pielezana itony tsy mba mitodika ireo valala fiandry fasana!
Sady tsy misy olona manao ny mahasoa tsikeraina izany .Matoa tenenina dia tsy manao!!!
6. rabaradaka ( 09/01/2007 14:51)
Manonofy hoy dadatoa ronaldo. F'angaha tsy manonofy koa ry Lahiniriko sy ry Roland Ratsiraka sy ry Ratsirahonana tamin'ny éléction teo e ?
7. kitjo ( 09/01/2007 15:29)
ka inona no mba ataondry Lahiniriko ho fampandrosoana amin' izao fotoana izao???
Ary ronaldo , zanaka am-pielezana koa, inona ny fandraisana anjara?
8. exdadabe ( 09/01/2007 23:21)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 09-01-2007 16:29:29
Lohateny : Re : Kabarin'andriamatoa filoha!
ka inona no mba ataondry Lahiniriko ho fampandrosoana amin' izao fotoana izao???
Ary ronaldo , zanaka am-pielezana koa, inona ny fandraisana anjara?


makany singapour :wink::-$=))
9. kitjo ( 10/01/2007 19:30)
hahaha
ka tsy hitako aty i ronaldo?ihihii
10. xxx ( 10/01/2007 21:15)
dia hino ve za hoe :raha vao tonga eo @ fitondrana ,hono, i ronaldo09 dia vita milay be madagasikara ,tsy misy intsony ny 4mi sy ny mahantra e!,mahazo karama be daholo ny mpiasa rehetra e!,samy manana trano sy fiara daholo ny gasy e!,misakafo ara-dalana ny vahoaka e!,asiana metro e!,ampitomboina ny trano hipetrahana e!,mahazo fanampiana ara-bola ny osaosa e! ,......

Izay ilay hoe :fampanantenana eo @ vavan'ny mpanao politika ka aza tezitra ambony ihany ry ronaldo raha manao resaka diplomasia ry zalahy mpahay azy ireo . Reveo manja fotsiny dia milay e!
11. fijo ( 10/01/2007 23:19)
voalohany ny tanjona dia fikasana.io mety tsy hovita daholo,fa miankina amin'ny lamina sy ny famatsiana ilay tetik'asa.na any mada io na aty ,mitovy daholo izany.
ary ny hoe tsy mahadiny raha ela.....nahandry izay fanerena fehikibo izay taloha,ka mahareta kely e.
12. xxx ( 18/01/2007 12:32)
te hiantona @ tady koa ve i ronaldo io e?
rehefa resy dia mangina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0754