Aiza i Ronaldo ?! ;-)
1. lapino
(
08/01/2007 10:27)
Ravalo:
Amin'ny sehatry ny lalao baolina kitra moa, ny ekipa lehibe toy ny an'i Barcelona, na Chelsea sy ny maro hafa dia manana mpilalao hafa toy ny breziliana, alemana, frantsay na afrikana. Ny tanjona dia ny hahita fahombiazana ka tsy ny fiavian'ilay mpilalao akory no zava-dehibe, fa ny baolina maty. Toy izany koa isika eto Madagasikara. Ny fahombiazana no tena zava-dehibe ho antsika, na iza na iza vonona hiasa hiaraka hahatongavana amin'izany fahombiazana izany. Dia arahaba soa, arahaba tsara.
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/509 ny resaka manontolo
indraika koa : " ... ka tsy ny fiavian'ilay mpilalao akory no zava-dehibe, fa ny baolina maty." :wink:
répondu par Fiffi le 11/01/2007 17:55
2. Fiffi
(
08/01/2007 11:36)
nefa izy nilaza hoe vonona foana @ angady sy ny harona raha vao misy.....
3. kitjo
(
08/01/2007 13:28)
ka na ao anaty ekipa aza ka manao faute d tsofina foana ny kiririoka..ihihihhi
5. lagoon
(
08/01/2007 23:42)
ronaldo efa voky infiltration ny loahalika ka tsy afaka hiezakazaka sy hamono boalina intsony.
6. ronaldo09
(
09/01/2007 13:38)
Hay ilaina ihany i ronaldo?Ary i ravalo anie mba mijery baolina ihany e!
Ka hataon'i Ronaldo ahoana ary no hilalao ao amin'ny ekipa 3 eme division ary ny terrain koa tsy mba Mahamasina au moin fa eny antanikatsaka !!!Dainnnnnnnnnnnn!!!!!!!!!!!!!!
Zao ve ny palmares-nay de ekipan-dravalomanana no hilalaovanay.Mba hajao le anarana e!
Titres personnels Meilleur buteur de la Supercopa Libertadores: 1993
Meilleur buteur de la Copa Libertadores: 1994
Meilleur buteur du championnat de l'état du Minas Gerais: 1994
Meilleur buteur du championnat des Pays-Bas: 1995
Meilleur joueur FIFA: 1996, 1997, 2002
Meilleur buteur de la Copa America: 1997, 1999
Onze d'Or (meilleur joueur de l'année pour le magasine Onze Mondial): 2002
Meilleur buteur du championnat espagnol: 1997
Meilleur joueur sud-américain du championnat espagnol (trophée EFE): 1997, 2003
Ballon d'Or France Football: 1997, 2002
Il Bravo (Meilleur joueur etranger du championnat italien): 1997
Meilleur joueur du championnat italien: 1998
Meilleur joueur de la Coupe du Monde: 1998
Meilleur buteur de la Copa America: 1999
Meilleur buteur de la Coupe du Monde: 2002
Meilleur joueur de la finale de la Coupe Intercontinentale: 2002
Meilleur sportif de l'année (Reuters): 2002
Meilleur sportif de l'année (BBC): 2002
Meilleur buteur du championnat espagnol: 2004
O leireto sao dia mba tsy i Ronaldo fa i Rado no tokony hantsoina!!!

7. Samoana
(
09/01/2007 14:41)
vokibe marina izany CV-nareo izany ronaldo09 a=D !
noheveriko fa ao russie nareo hay efa notetezinareo izao tontolo izao=D
ary sao dia tokony hody @izay fa mila minisitry ny spaoro toa anareo izao Ra8 e :wink:!

8. kitjo
(
09/01/2007 15:11)
ko izy ary tsy ho eny antaninkatsaka ry samoana ka ahoana ny bandikely eny amzany?
soa iany ny terrain-tsika any Bira fa tsara ny ao @ Akademia...lol