Atao inona referendum???...Sao dia hataonao handany andro sy vola @ zay mpanohitra vitsy an'isa sy tsy mahazaka vahoaka firy akory ny fanjakana e!! ataovy zay ahazoana deputé maro hafahana manangona sonia dia ho hita eo e!! na mitadiava fika hafa ndray e!! sa ahoana??? dia mahereza ary e!