raha rap aloha dia efa

1. bazylou ( 06/01/2007 01:54)
mba lasa lavitra ihanynygasy na dia copie colle aza e!!
répondu par laalah le 24/01/2007 22:58
2. Fiffi ( 06/01/2007 21:50)
:roll:
3. sitlo ( 11/01/2007 17:58)
Copie colle mihitsy no fototry ny rap raha tsy fantatry basil. Ny amerikanina mainty no nanomboka. Tsy mahay mozika sy tsy mahay mihira, na tsy manana instrum fa lafo loatra, nefa misy zavatra tiana tenenina, dia ny hiran'olona no akana feonkira.
4. laalah ( 24/01/2007 22:58)
d maninn mou na kopia kollé aza e ze tiany hany io tsy terena a,ge enao hitia azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462