ny an'ny gasy

1. bazylou ( 06/01/2007 01:30)
ny atao hoe fandrosoana dia tsy maintsy mangataka!na prezda aza
répondu par dadie le 28/02/2007 19:12
2. fasaly ( 06/01/2007 20:16)
euhhhh! ohatra hoe in no angathin'i prezidà ohatra:wink::-w
3. Fiffi ( 06/01/2007 21:01)
ary bazyl nga tsy mba mangataka ?
4. Samoana ( 07/01/2007 17:57)

Mpandefa : bazylou 09-12-2006 01:35:16
Lohateny : Re : IZA NO METY MBA
manome 1euro avy sao tsy mazava!! ary tsy misyresaka ra8 , na lerola na i lahiniriko sy herizo ao fa ianao manolotra no tompon'ny laka ao!!

bazylou 07-12-2006 01:35:10
Lohateny : Re : reveko ity
handeha ary hanao sy hanampy andry zareo e! samia mividy ny omby sy kisoany!! sa ahoana!!

bazylou 06-01-2007 03:01:19
Lohateny : alefaso ilay
raferandaomy amin'ny region fa ilaina e!!



Tsy fangatahana ve ireo ry bazyl:wink:?
Tsy misy olona mahavita tena izany e ! Na bazylou na Ra8 na samoana, ets...
5. Fiffi ( 07/01/2007 18:45)
hihihihi ...tena marina mihintsy akia zany ry Samoana an ! zah koa hangataka.....:)
6. bazylou ( 09/01/2007 21:53)
tsy fangatahana ireo fa asa sy fanampina ho an'ny 4mi rehetra !!
7. Fiffi ( 09/01/2007 22:23)
ka raha asa sy fanampiana ve de tsy hatao hoe mangataka ? mba mangataka fanampiana zany koh !
8. dadie ( 28/02/2007 19:12)
marina zany fa ny fandrosoana d ny fangatahana ,arakin'ny voalazan'ny ankizy etsy ambany ; d ja mba ho tafita tsy maitsy miasa alo d efa nangataka asa alo iny ,ra tsy miasa ra vola tsy iditra mihintsy ; zay ny hevitro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227