resaka PS!

1. Aino ( 05/01/2007 15:49)
lasa kely ny saiko @ le resaka momba ny peusedo io, tahaka ny salmo izao, raha toaka hoe tena niala izy ary olona hafa hoatra io @ps any io.
dia ny tiako lazaina hoe, fa maninona le olona no mangalatra ps? raha ny ahy aloha hoatra ny alaina dia tsy tiako mihintsy satsia tsy mitovy ny fomba sns dia raha toaka tohetra tsy mitovy ny aminao ka miresaka ny sasany dia manaratsy sns dia lasa afabaraka ny tena topony le ps, fa maninona no tsy mamorona vaovao hoe, zavatra tsy sarotra anie!!!

ny ahy izao t@ taona 2005 nisy nangalatra le ps-ko fanaina iny tany @ karajia, dia niditra aho tsy nety tafiditra soa ihany fa mba manana hafa dia niditra kay nisy fanaina hafa, de tezitra ihany aho fa tsy manjary mihintsy ilay fihetsiny tao, dia lasa izaho no voateny n namana sasany hoe las amiavona sns:evil:
nefa tsy izhao le izy. de tokony tsy hangalatra ps mihintsy aloha, raha mety!!
répondu par xxx le 09/01/2007 19:08
2. fasaly ( 05/01/2007 16:02)
ntqsoooooooo! marary kely am akama kely salmo njay fanaina:wink::-*
ka tsy maintsy hiseho foana ange izany fa ny oul tsy ho voasakana amzé tiany hatao e!
ny fantatra fotsiny dia efa niala tsy ho namana tsony i salmo, ex salmo izany dia i salmo vaovao ndray izany no ao, mety tsy midika hoe higasy an'i salmo izy kou!:wink:
kanefa sao i salmo marina ihany io ????
3. Samoana ( 05/01/2007 16:13)
Ny anarana tani-boanjo Aino a ! Afaka mampiasa izany avokoa na dia mampalahelo aza indraindray. Saingy raha tena fantatrao ilay tena tompony taloha hainao foana ny manavaka azy @ mpisandoka.( mety tsy mpisandoka koa fa mety sendra mifanindry na io tenin'i fasaly farany io ). Aza :evil: fa mi:D e !
4. Aino ( 05/01/2007 16:17)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-01-2007 17:02:42
Lohateny : Re : resaka PS!
ntqsoooooooo! marary kely am akama kely salmo njay fanaina
:°):°) tsy hoe malaelo any salmo aho fa @akapobehiny no lazaiko ka. na hitako aza fa mbola mamaky forum eto salmo na tsy mamaly aza dia ny tena marina tsy malaelo azy izany aho na dia kely aza, raha malaelo aho mande maka train de tonga any lol=)) fa aleo @izao fa tsy malaelo azy aho na dia kely aza aloha!!

zay letsy salmo marina io fa tsy malaelo any toi iznay aho de aza tezitra:°)
5. Aino ( 05/01/2007 16:21)
Mpandefa : Samoana [ Valio ] 05-01-2007 17:13:45
Lohateny : Re : resaka PS!
Ny anarana tani-boanjo Aino a ! Afaka mampiasa izany avokoa
ka raha ny ahy aloha dia tsy manaiky aho satsia izaho no namorona azy voalohany koa ahoana no angalarina fotsony izao.
raha hanotaniako manko izao hoe inn no dikany le Aino? dia ahoana ny fanononany tena topony azy dia inn no antony namoronany anio dia avy aiza dia manaiky aho hihihihi.

6. fasaly ( 05/01/2007 16:45)
aino: zà malahelo azy na somary adaladala kely aza izy refa mametraka sizé kounnn!:cry::cry::cry:
veloma any aminy any ky a! veloma hoy zoky fasaly we! fa tonga de hivanitika be izy:-D:-D:-D
7. Aino ( 05/01/2007 17:04)
fasaly efa tongako talohany ny hafatry indry eh!! dia veloma ko hono!!
8. Zina ( 07/01/2007 21:43)
Toa otrany tsy mety ko satria injy miditra "Aino" dia Aino doly na aiza na aiza na xxx izay ihany no ahatafidirana eto... zay aloha ny raisonement-ko asa raha marina io.......
9. Aino ( 08/01/2007 19:07)
Zina non ka hoatra hoe any @katajia afaka miditra @ps hafa indry, raha ny eto indray raha tsy miala eto @ity prongama ity aho tsy misy afaka mampiasa ny ps-ako satsia mbola ato aho.
10. majakely ( 09/01/2007 12:53)
any am karajia koa de azo enregistrer na fotsiny ilay psedo de tsy misy afaka maka tsonitsony ,,sady mora no haingana no manao azy ...jereo am mombamomban'ny karajia ny fepetra ...
11. xxx ( 09/01/2007 19:08)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4031