mba hatoroy

1. xxx ( 04/01/2007 15:40)
raha misy kofa ray tena tiko nefa izy tsy de makafy ana amin'ny lafiny iray. inona no fomba azoko hatao hiarako aminy?
répondu par zaranahita le 09/01/2007 18:34
2. kally ( 04/01/2007 15:52)
Nahoana no dia hiaritra trefila ny taona vao manomboka? Aza mikiry raha resaka fitiavana tsy mifamaly izany fa tsy aleo ve milam' ry x a?
3. niryna ( 04/01/2007 15:52)
Ny fitiavana zavatra mandeha ao amin\'ny fo koa tsy afaka mamorona izay zavatra tsy hananao ianao,ny mitia olona dia tsy mora ,matetika ianao tia azy izy tsy tia anao na izy tia anao ianao tsy tia azy.Raha te-ahomby ny fiarahanao amin\'olona dia ny manankina ny fiainanao manontolo an\'Atra no atao voalohany,ny rehetra manaraka fotsiny.Isaky ny misy olona tianao hiaraka aminao dia mivavaha aloha fa hitanao ny herin\'ny fanahy masina.Izy no hitari-dalana anao ary ho fantatrao amin;ny zavatra kely tsy ampozinao hoe tsara ity olona ity na mitady hitetika zavatra hafa.Torohevitra nomeko ny namana marobe sy ny ankizy fianakaviana ary ny tanora io fa tena mahomby.Tsy mila mamorona zavatra tsy misy ianao hisitomana olona rehefa tonga ny anjaranao dia tonga ho azy io;-);-) ary dia hidera sy hisaotra ny Avo ianao.
4. booboo ( 05/01/2007 11:13)
xxx > birder-o :°). Kamboko zany fa ny fitia mifamaly ihany no tsara. Ajanony ho fantasme fotsiny izy e
5. Zina ( 07/01/2007 22:03)
tsy mankafy anao @ lafiny iray? inn io?
Dikan;izany ve tiany iany ianao???
vakio io lazain'i nyriana io marina io lazainy io
Ny fitiavana dia reciproque... Manjary lasa misy kilema avy eo raha tsy tena ilay fitiavana marina..
Aza forcena
mahereza
6. zaranahita ( 09/01/2007 18:34)
Aza mirotoroto fa alao milamina e. Sady aleo misoroka toy izay haratra ny fo ao aoriana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6101