Manomboka mihohoka ny vilia ankehitriny!....

1. DONGAKA ( 01/01/2007 17:15)
Mety gaga angamba ianareo hoe inona ary no tian'i lery ho tenenina @ hoe : vilia mihohoka!
Asa na ny hamafin'ny fiainana na ahoana fa dia mihasarotra an-kanina ny olona @ izao fotoana izao indrindra fa ny olona an-drenivohitra.

Raha sendra tonga any an-tranon'olona ianao ka eo am-pisakafoana dia hita fa somary génés izany ilay olona .Ao ny mody miàla pà ao no mody miteny hoe manàsa nefa tsy @ fony ny sasany aza moa dia mibàta mihintsy dia afindra ny sakafo dia mody fanina be mihintsy!

Nefa raha any am-banivohitra ianao na mangahazo aza no hanin'ny olona dia manàsa anao ry zareo ary @ fony .

MAHAGAGA!:!:
répondu par degree le 03/01/2007 20:15
2. fasaly ( 01/01/2007 17:17)
aoaka re marina fa efa sarotra marina ny fiainana a!
aza omena tsiny fa fiainana dool izany, misy koa ange mody manao vahiny etsy sy eroa de vita ho azy eny ny sakafo e!:wink:
3. Fiffi ( 01/01/2007 17:21)
fa ahoana aloha no ahafantarana fa tsy manasa @ fony izy ?
4. DONGAKA ( 01/01/2007 18:02)
Eeee tsy fombako ny manao toy izany hoe any @ olona no mivahiny etsy sy eroa mba hisakafoanana fa dia zavatra hitako sy tsapako aloha ilay izy! izay aloha ny valiny ho an'ny ramatoa FASALY.
De toute façon anie ry fasaly samy manana ny ora hisakafoanany ny gasy e tsy dia misy ora éxacte koa hoe telle heure.

Ny momba ny hoe tsy @ fony infray raha hamaly an'i fiffi dia hitanao eny @ endriny sy ny fomba fiteny!
5. xxx ( 01/01/2007 23:06)
ireo olona eo ambony ireo toa mba mamaly @ fo tsotra fotsiny dia toa raisin i dongaka personnel be ilay izy dia treritreromin ny dongaka ny olona....maninona izao raha mamaly tsotra fotsiny.
i fasaly tsy niteny hoe "ianao' @ maha dongaka anao eo fa resaka en general be no noteneniny....ka tsy haiko hoe maninona izy no treromina..manjary mahakamo be ny mamaly ny resaka apetrako raha izao foana no tohizanao.
6. degree ( 03/01/2007 20:15)
Eh eh ! tsy hilaozanareo roa mifamaly eo fa amiko indray dia
1/-hoy i fasaly :\\\"aza omena tsiny fa fiainana dool izany\\\" ekeko io sarotra ny fiainana ka niova ny teo-tsain\\\'ny olona fa indrindra ety an-drenivohitra,samy maka ho azy ny olona rehetra, noho izany ihany dia misy @ ireo sasany no efa mitsetsitra ny hafa ka manao toy ny saka zatra mangataka lava fa tsy mba hitady ny ho azy.Noho izany dia tsy hanomezan-tsiny ny aty andrenivohitra raha hanao izany izy satria vola daholo izao zavatra rehetra izao vao mihota ny vazana.
2/-Ny any ambanivohitra indray dia misy ihany koa mbola ahitana io toe-javatra io fa no izy mamboly hanikotrana (toy ny mangahazo.......etc....)voalazanao teo dia malalaka izy mampandroso satria tsy dia nialam-bola no nahitany io fa asa vokatry ny herin-tasandriny.
3/-ahoana tokoa moa no ahafantaran\\\'i dongaka fa tsy vokatry ny fony ny fampandrosoana nataony e!? eny e ekeko fa mety sadaikatra ihany izy teo amin\\\'ny fitenenana satria noho ny fahasotan\\\'ny fiainana dia mety sakafo kely zara raha mba ahavoky ny eo aminy ka raha mbola zaraina ihany koa mety .......ainao fa tsy mahavoky,,efa eo ialy ohambolana malagasy hoe \\\"valala iray ifanampahana\\\" ka izay no mahatonga azy hampandroso nefa efa nilaozan\\\'ny toe-trandro io ankehitriny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4457