ny fahendrena
1. Aino
(
01/01/2007 14:56)
Misy ny namana sasany milaza fa hoe maditra hono aho hihihihihihihi.
lainga izany fa ny fahendrena sy ny fanajana any hireo ray aman-dreny ny ahy no tena zavadehibe!!!
ny foho sy ny saina lereoa no mitondra anio fa tsy ny fomba sy ny fijetsika!! s atsy marina izay???
namana eto @ searasera io ah!!! hihihihi raha mety dia manaraha ahy dia ho endry ianao:-D:-D:-D
ao anatiny izay koa i zendribe:b

répondu par degree le 02/01/2007 22:54
2. xxx
(
01/01/2007 15:51)
ny foho sy ny saina lereoa no mitondra anio fa tsy ny fomba sy ny fijetsika!! s atsy marina izay???
DISO BE ! Fa inona no mibaiko ny fihetsikao, tsy ny fo sy ny saina ? Ka rehefa "maditra" no asehon'ny fomba sy fihetsika dia maditra ianao izany.
Ary sao maditra marina ndry ity fa toa efa imbetsaka niverina teto io ndry lazain'olona fa maditra io ? Tsy fantatro ndry sady tsy mbola hitako ka tsy haiko na maditra na tsia. Toroiko fotsiny handinika tena fa sao marina ny tenin'ireny olona betsaka ireny. Efa nisy hoe ny olona ato an-tranonay miteny hoe maditra aho, dia misy hoe ny namako miteny hoe maditra aho, dia izao indray hoe ny namana serasera misy miteny hoe maditra aho. ka sao marina ihany ny tenin'olona fa efa presk ny tontolo alehanao rehetra miteny izany daholo :-*:-w
3. Aino
(
01/01/2007 16:11)
xxx me non, ny aty atrano tsy milaza any izany aminko mihintsy nany manodidina ahy ihany koa, fa ny namana eto @ serasera ihany, asa hoatrany hoe mahita ny fombako isan-andro ery anie izy eh!!! ka ny fihetsika lazaiko dia hireny @sary hireny hono, maninona izao hireny sary normal izaho hireny anie aminko hoe!! asa ny fandraisany sasany no tsy haiko, fa raha izaho aloha dia endry tsy hoe midoka tena ankory, fa izaho endry @lafony maro.
4. Aino
(
01/01/2007 16:15)
xxx ny dikany ditra aminko dia hireto avy!!!
Tsy makatoa izay lazainy Lehibe
hireny zatra mande alina, tsy mody raha tsy maraina tsy miteny hoe ho aiza na koa avy aiza.
Mifoka
Migioka
Maditra arapitondratea izany hoe ( manao sipa etsy sy eroa, manao hireo zavatra mihaotra ny tokony hatao)
ary manao kilalao @finarana sns...

5. xxx
(
01/01/2007 16:23)
ka tsy dia misy hidiranay ilay resakareo izany fa anontanio izay olona nilaza an'i aino hoe maditra dia asio fandinihina sao marina na otran'izany .:-P
6. xxx
(
01/01/2007 16:31)
xxx me non, ny aty atrano tsy milaza any izany aminko mihintsy nany manodidina ahy ihany koa, fa ny namana eto @ serasera ihany,
dinika nataonao teto ihany no nitenenako an'ireo fa izaho tsy mbola nahita ny ao an-tranonao koa ka :wink: Ka rehefa be loatra ny miteny hoe maditra ianao, dia henoy izay lazainy ary mandiniha tena fa izay no tena fahendrena.
xxx2 :-D
7. xxx
(
01/01/2007 16:43)
zany hoe somary miala sakana izy e. ze resaka sary koa ve dia hotaritina be eto fa aleo izy hanala ny fony fotsiny. Izy somary revolte kely moa ilay 1 koa manisy sirany, asa tara aminy koa angambany...
Aino,
tsy voatery hanamari-tena eto hoe hendry sa maditra enao fa enao ihany dia efa tokony hahalala izany. Olona 1 ve dia atao hampisy olana @ ity taona vao manomboka? mbola lavitra ny lalan-kaleha fa asivo tsikitsiky :-*

8. Aino
(
01/01/2007 19:05)
Aino,marina izany:-*:-*
tsy voatery hanamari-tena eto hoe hendry sa maditra enao fa enao ihany dia efa tokony hahalala izany. Olona 1 ve dia atao hampisy olana @ ity taona vao manomboka? mbola lavitra ny lalan-kaleha fa asivo tsikitsiky
9. degree
(
02/01/2007 22:54)
Ekeko fa marina ilay fitenenana hoe" ny maso no ahafantarana ny ao ampo"fa laviko kosa raha ny sary no ahafana hitsarana ny toetranao na maditra n hendry raha tsy hoe sanatria angamba misy sary mamoafady be ireny fa raha sary fotsiny @ izao dia sarotra no hitsarana izany .Na ny atsaran-tarehy sy haran-tsiana aza mety mbola ho sarotra ihany satria misy sary sasany mampiseo @ endrika tsara ary ny sasany mandratsy endrika ka sarotra hoy aho fa indrindra ny toetra ve ? TSY voaporofo eo @ sary izany.koa amiko dia aza de malaky mihenjana @ mpisintona lakilosy toa izany fa ny eo ampelantananao no amboary tsara