fiarahabana
1. poupounesana
(
01/01/2007 09:42)
tsy haiko hoe apetraka aiza ty hafatro ity ry reto d eto aloha sa tsy mety?
dia miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao d hahita soa, fahombiazana, fanambinana, namana mahafatrapo sy mahatoky, sy izay rehetra ilaina sy tadiavintsika anie isika rehetra.
Satry mantsy ny hanoratra ho an'ny tsirairay fa tena tsy araka e!
d bisou daolo han!

répondu par texe le 10/01/2007 09:29
2. watafon
(
02/01/2007 07:13)
Poupou ::-* misaotra e ! d manatitra ny firariantsoa ho antsika namana rehetra tsy ankanavaka e!
5. mimich
(
02/01/2007 12:31)
Arahabaina daholo tratry ny taona sy nahatratra ny taona 2007. Mirary soa sy fanambinana ho an'ny namana rehetra.
6. mbaliana
(
07/01/2007 09:18)
tratry ny taona daholo 0 dia samia mahazoa izay irina sy izay mahasoa rehetra e.. ny fahasalamana koa aoa antin'izany e
8. glou
(
08/01/2007 07:36)
dia faly miarahaba antsika rehetra koa tratry ny taona vaovao ny firariana_tsoa dia efa betsaka ny nanao azy , fa bonané special ho an' ilay nanoratra ity forum ity poponesana :-*
10. texe
(
10/01/2007 09:29)
Bonne Année dôly e! de ny firarintso mo de reo efa viata eo ambony reo e!kissssssssss