tratry ny taona
1. andrea
(
31/12/2006 23:45)
Tratry ny taona 2007 ....
Indrindra fa izay nanao fety double (Hery 8))
Saika adinoko .. hafatra manokana ....
tena faly nahafantatra anareo ry fasaly (:-* miss serasera ) , Aino ( :-* zandry kely ) , majakely ( tsss !! :-* ), vale (na dia tsy hitako aza ny endrika de tiako be :-* ) , chipie1 ( sura wa fa mbola ny ho lasa chipie 2008! :-*), fiffi (pour ton animation :-*) .. , diamondra ( pour tes conseilles :P ), kidjo ( sao za tsy tondrana litchis ..:-* ), samona ( so mbo lasa rafonjanako any aoriana any alou de mody :-*), rariri ( pour le plus beau poême :-*),felanawil ( super sympa ! :-*) ...de faly nifakahita tamin'ny julfes taloha (gloom , )
et ho an'izay tia tsikera : silto (lany angaha ny ranomainty fa tsy hita akory ny valin'ilay mpitsara ? :-*), lemenakely ( tiako foana na masiaka aza :-* ) .. et speciale dedicasse pour toi mon ami artiste .. ou ame soeur ??? .. tu te reconnaitra ry ty a ! ...

répondu par felanawil le 03/01/2007 21:04
2. Fiffi
(
01/01/2007 01:19)
[IMG]http://gs.smiliz.free.fr/12/GS_de3c2be3e42b092095a42364ac493b47.gif[/IMG]
3. fasaly
(
01/01/2007 02:20)
andrea: bonané kou ndry de hitohy sy hahafianritra foana ny fifandrasantsika sy ny serasera eto ooooo!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. diamondra27
(
01/01/2007 07:27)
andrea: tratry ny taona koa ianao.
Conseils...:oops::oops: :-*:-*:-*:-*
Salamo 25:4-5
Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô!ampianaro ny sitrakao. Tariho @ fahamarinanao aho ka ampianaro.

6. majakely
(
01/01/2007 17:22)
andrèa tssss bizoo mamy be seh,,kopy za hoe iza le namana rty le artiste ?? bonané élah an,,bizz Aino sy fasaly ,yonika,rimarr,i malalako ray zay,,hihihi de i cousine cherie,aina2,Vegas tsaitsay bonanééé,
akamatiana ,,spesile an hery koa ,,Anarim tsoda njy ,,lanto ,,sipagasy ,,mangahazotantely ,,ssshh iza koo re:roll:?'cuimax ,mikagasy ,kally,

8. Samoana
(
01/01/2007 21:11)
izao vao miditra eto fa dia mirary taona tsara sy feno fahasoavana ho an'ny rehetra e !:-*
13. felanawil
(
03/01/2007 21:04)
bonane njy e :-* d mirary sou anjy sy ny fianakavinjy e, ndrindra le sipakely anakiroa reny e:-*