GARDESYL

1. robin ( 31/12/2006 14:55)
Ho anao ramatoa,fa indrindra hoanao ramatoakely : asa raha mba efa renao io anarrana io na tsia ; raha efa renao io de faly aho ary raha sendra tsy mbola renao de faly ihany koa aho satria holazaiko anoa izao ilay izy. Vakisiny vaovao izy io hiarovana @ cancer du col de l'utérus (azafady fa tsy mahadika azy ny vozon'ny tranonjaza). Io cancer io mantsy dia mahafaty refa mitranga fa dia ny fiarovna sy ny fitiliana azy mialoha ihany no mahomby ny fitsaboana azy dia sarotra sy manahirna. Ka io vakisiny ary dia vakisiny natao hiadiana @ virus iray izay fototr'ityy cancer ity dia ilay tondroin-dry zareo hoe HPV (human papilloma virus) maro dia maro ny karazan'io virus io fa ny tena manome ny cance dia ny HPV 16 sy 18 ny hafa ohatra dia matonga ireny votsy eny @ tanatsika ireny na indraindray eny @ taovampananahana (condylome). Ireo HPV 16 na 18 ireo dia azo avy @ firaisna ary ny tena loza dia tsy manome fambara izy ireo ka dia tsy taitra mihintsy izay olona mitondra azy mazana ka amin'ny fotoana anantonany dokotera dia efa loza no mitranga satria mety efa cancer no hita.
Ho anao ary ramatoa, indrindra ianao aty Europa mba resaho @ dokoteranao io refa mamangy azy ianao fa sao de mba tratry ny nenina. Satria any amitska dia mbola tsy misy io vakisiny io ka hararaoty dieny mbola aty ianao. Vaksiny tsotra io antsindrona indray mande fotsiny ary dia 3 taona any indray vao mila rappel de izay ihany. Tsy mbola remboursé/ sécu io aloha amin'izao fa na izany aza aleo miaro e!
Ny cancer ny col dia mateti-pitrranga raha toa ka niteraka 4 na mihoatra ny vehivavy indrindra raha manao firaisna aman'olona maromaro(multi ou plusi-partenariat) sy matetika (multi-rapports) na efa natao curettage.
répondu par robin le 13/02/2007 16:16
2. Fiffi ( 31/12/2006 15:29)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4589051f9d77c#m458cc80654327 efa navoakan'ny dokoterantsika teto akia io ry robin an ! fa na izany aza de misaotra anao nizara. :)
3. fasaly ( 31/12/2006 15:44)
misaotra anao dokotera, efa reko ihany io fa mbola nihainohaino fotsiny fa angamba hande ho any am dokotera hanao vakisiny...;
4. robin ( 01/01/2007 11:18)
Tena tsara be izany fa hay efa be nareo no nahalala ity vaksiny ity de mba andana manao azy fa tena àa vaut le ku
5. watafon ( 02/01/2007 14:28)
misaotra anao Dr fa tena nouveauté mihitsy io vakisiny io fa mbola tsy tonga aty dago anie izy io zao e! toa lafolafo ihany ny vidiny izy zay raha tsy diso za kou !
6. nenipita ( 06/01/2007 09:31)
misotra anao Dr fa tena mbola tsy henonay aty MAda mihitsy io vaksiny io asa rahoviana vao mba ho tonga aty izany?
7. robin ( 12/01/2007 21:14)
Mbola tsy tonga any Dago aloha fa resahina ihany satria indray andro an ve tsy mba ho tonga ... Indrindra raha sendra mba mahafantatra izany Ra-Jeanl ne tena mety tsy hahatonga azy koa mantsy dia na léry ara mety mbola...
De misy koa moa ny Gasy afaka mande ivelan'ny Nosy dia..
8. robin ( 13/02/2007 16:16)
Misy filazana hoe ho an'ny zazavavy 9 ka hatramin'ny 12 taona any @ politika nasionaly ny frantsay fa azo atao @ vevavy leve koa io refa tsy mbola mitondra ireo HPV 16 et 18 ireo izy. fiarovana no tena asany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1657