secret sur la mort de saddam

1. salopard ( 30/12/2006 14:13)
nahantona i saddam, na dia teo aza ny fety ny sacrifice aîd el kebir musulman ; na dia tokony nandrasana aza ny fifaranan'n'ny fety, sao hisy hilaza fa sacrifice ny fahafatesan'ny saddam.

PKOI? satria hanomboka mandat vaovao ny filoha malagasy ka maika dia maika

Nomena ny siansa ny vatany, fa novidin'ny TIM ny fony sy ny atidohany, ho-greffer-na @ andriamatoa filoha ,mba hahafahany managadra sy mamoritra bebe kokoa

resaka medikaly io zandry
répondu par xxx le 09/01/2007 21:16
2. njrtinah ( 30/12/2006 15:09)
Tena mananontanona ao @ nosy malalan-tsika ny peine à mort!
Aza misy anie zany...Ny wanted aloha efa tratra ny dingana fa ny manaraka indray izao no omanina
3. simplex ( 30/12/2006 15:41)
salopard,
ajanony ity :@

:°)
4. Achia ( 30/12/2006 19:26)
:-D:-D:-D salopard ny anaranao ko mampitahotra mitsy a!
5. andry44 ( 30/12/2006 19:48)
Fa ny nahagaga ahy de tsy nasaho t@ vao² ny izy niantona fa izy efa tao anaty lamba vao hita!
Toy ny @ film reny....mmm:@:@
Mahalasa saina ihany....o^oo^o
Sao de esona ataon'ny amerikana ndray io mba hahafahany mijanona maharitra any Irak manohy ny ady????
6. caprio ( 31/12/2006 11:51)
andry44:taraiky be enao fa efa nasehony teo mintsy izy nihantona
7. sitlo ( 31/12/2006 19:11)
mafy izany :@ izany
8. xxx ( 08/01/2007 16:26)
alefaso foana ny resakareo fa voavaky daholo,rediredy no ato zany a!olona nianatra ve ianareo ireo?farano avy hatrany ny resaka be sao hanenenana e!
9. mpanota ( 09/01/2007 07:45)
Mpitarika i sadamm eh
Hanomboka amin'izay izao ny eto an-tany ny famonona ho faty president izay manao dictature ary miomana izay sahy hanao eo satria na ny fanjakan'i Salomona aza tsy nahaitra mandrakizay eh :evil:
10. xxx ( 09/01/2007 21:16)
diso ianao fa izay olona mamono olona no melohina ho faty, ary vonoina no sahaza azy fa tsy ny filoha manao dictature tsy akory e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553