Maty i Saddam Hussein
1. lapino
(
30/12/2006 11:17)
Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana
Mahalasa saina ihany fa tena loza izany hoe, ifalian'ny vahoaka ny fahafatesan'ilay olona.

répondu par nolalaina le 02/01/2007 23:25
2. rabaradaka
(
30/12/2006 11:27)
Amiko aloha dia an'Andriamanitra ny aina tsy tiako ny mandatsaka aina na inona hadalana na inona famoretana. Ahoana hoy ny Kristiana fa toa mangina ry zareo milaza azy ho mpivavaka any Amerika, any Alemagne, any Suisse any Norvège, sns.
Manahy aho fa hipoaka ny ady lehibe ao amin'ny tendrombohitry Armagedona araka ny faminaniana izay ao Irak no misy azy. Fa ilazao ry dadatoa mba tsy hamono an'i Pety na tratra aza izy

3. lapino
(
30/12/2006 11:33)
Eo imason'ny kristiana (tsy misy resaka politika) dia mitovy ihany na i Saddam io na ireo voaheloka ho faty hafa rehetra, na amin'ny tany silamo na amin'ny tany tsy silamo. Ka ahoana hoy ny kristiana amin'ireo voaheloka ho faty rehetra ireo ?
Fa raha misy idirana resaka politika indray, dia hafa noho ny rehetra i Saddam Hussein. Dia ahoana indray hoy ny politika lazaina fa kristiana ?

4. SARERAKA2
(
30/12/2006 13:45)
raha hiresaka an'i MADAGASIKARA manokana isika dia maro ny raharaha mifandray @ ity raharaha SADDAM HUSSEIN ity
-ao aloha ny vono moka t@ raharaha 29 martsa 1947 .Iza no tompon'andraikitra t@ ireny ? asa samy mahalàla ny valiny angamba.
-nisy koa ny raharaha 13 mai 1972 iza no tao ambadik'ireny?
-ny raharaha RATSIMANDRAVA , ny raharaha kung-fu , ny raharaha DC-3 tao AMPAMOIZAKOVA, ny raharaha LUCIEN RAKOTONIRAINY, ny raharaha 10 aogostra ,sns.. asa iza koa no tao ambadik'ireny...
-ny raharaha 2002 , ny delestazy , ny fisamborana ny olona tsy mitovy hevitra sns... asa iza koa no mbola ao ambadik'ireny ..
Ny mahagaga dia jerena fotsiny ireny olona ireny fa tsy saziana na meloina ho faty toa an'ingahy SADDAM HUSSEIN ..
hevitra mba tokony hisainana handraisana ny taona vaovao 2007 .
IZAY FA DIA MAMPAMANGY DAHOLO E .Tsy dia handalo eto firy intsony ny tenanay , asa afaka 5 taona indray(vetivety ihany izay mantsy e) fa ny nahafinaritra dia maro ny mbà nifanakalo hevitra sns ...na dia nisy koa aza ny nanao fisainana jiolahim-boto ny hevitra no tokony hiady fa tsy ny olona angamba!
MIRARY TAOMBAOVAO SAMBATRA HO AN'NY MALAGASY REHETRA E! sy ity site TIM ity
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY

5. vahatra22
(
30/12/2006 14:31)
tena tsy rariny le fanamelohana ho faty e! andriamanitra anie no tompon' ny aina e! ao anaty baiboly ary efa manao hoe: " aza mamono olona"! izany hoe: afaka haninona moa manoloana ny fanjakazakana sy ny didy jadona ataon' ny amerikana! indrisy tokoa mantsy! atahorako mbola hiharan' izany koa ary eto madagasikara raha izao didy jadona ataon-dravalo izao no mitohy! sady toa otran' ny efa tsisy sahy manohitra intsony izy! zao lany izao izy vao tena hanapatra ny fahefany! mahereza daholo ry vahoaka malagasy a!
6. njrtinah
(
30/12/2006 15:12)
Hoy lapino : "Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana"
Misy ny faly fa misy koa ny tezitra. Ary ny hovokatr'io famonoana io no mbola tsy fantatra
7. bemalaza
(
30/12/2006 16:08)
zaho aloha de isan'ny faly t@ nahafaty azy,
ary misaotra an'ireo izay manaja ny zom-bahoaka,
ary maromaroa ny tahak;ireny mba hahantonga saina ny mpanao ratsy .
Tsy atao mahagaga ireny satria zany no lalana silamo ka tsy idirantsika lalina ny momba an;iny,fa ny mba tiako hintaritana antsika de zao:
hitanareo ireny zava-miseho ao mada ireny [rehefa misy olona namono olona de gadrana 2 ou 10 ans fotsiny, de inona ny miseho , lasa anataon'olona kilalao ny famonoana olona satria tsy misy lalana henjana tahak'io lalana silamo io,raha nisy hotran'io ny lalana tao mada [na erantany de ataoko fa mety ho vitsy ny panao ratsy].
nefa indrisy mbola tsy mihatra izany ka tsy atahoranay ny mamono olona , satria vitany fandoavana vola fotsin zany de nareo tompom-pianakaviana no mihinana ny tsy fihinana miaritra maharary nefa le namono tena midera2 .

8. Achia
(
30/12/2006 19:39)
Aiza kosa ianao izany ry Bemalaza ka raha ny fanamelohana ho faty ve no nampihena ny mpamono olona tsy tany Amerika no tsy misy mpamono olona intsony
9. lapino
(
31/12/2006 09:03)
njrtinah > na nisy iny na tsy nisy toa gidragidra fehizay ny ao Irak ko
10. bemalaza
(
31/12/2006 09:52)
eto ihany zahay mirevy manala zy ry Achia,
le fanagadrana aloha tena tsy ao , aleo avy de vitana ny momba azy mba hijerreny ny fahararian'izany maty izany.

11. caprio
(
31/12/2006 11:57)
bemalaza fa nga enao tsy mbola nanao ratsy mintsy?valio io dia mba mivavaha @izay
12. Achia
(
31/12/2006 13:54)
Ny maty nga ry bemalaza mahalala izay mangirifiry a ! ny velona hilaozan'ny maty no mijaly , ny figadrana no tena henjana sy magirifiry mba andramo nge e!
13. Fiffi
(
31/12/2006 14:00)
lapino:saingy bdb indray zao ny fiara voafandrika ka efa firy sy firy no maty @ zao fotoana izao ?
Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana
14. nolalaina
(
02/01/2007 23:25)
hoy njrtinah :
mmmmmmmm mety ho gravy be ny valin'iny an!!
hoy lapino :
Ka raha hijanona atreo Irak mou lé tantara??!!..... ny hitatra lasa firenena hafa no ahiko!!