ranabaviko masaka

1. Ruby ( 28/12/2006 21:24)
lasa saina foana aho hoe: fa inona no mba tena dikan iny hiran ricky hoe ranabaviko masaka iny e? olona nifamototra ve?
répondu par soanja le 29/12/2006 00:29
2. soanja ( 29/12/2006 00:29)
Tsy i Ricky ihany ve ry Ruby no afaka mamaly an;io satria izy manana aingam-panahy miavaka sarotakarina indraindray. Manorata any aminy fa mino aho fa hamaly izy. Tsy haiko anefa ny adiresiny.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614