izany arema izany

1. bazylou ( 28/12/2006 12:50)
aloha di tsy ho faty mandrakizay na mizarazara aza ny ao anatiny e!! mahazo 2e na e foana izy aminny fifidianana ary tsy hadinonn'y olona indrindra ny any amin'ny sisiny ,ny ao toamasina indrindrindrindra ny hoe ratsiraka!! malaza koka ny hoe ra8manana!!!
répondu par rabaradaka le 30/12/2006 11:31
2. ravatorano ( 28/12/2006 13:27)
io zany normaly raha malaza ny hoe ratsiaraka any toamasina satria mbola maro ny mpoba azy any toy izay koa Ravalo eto Tanà ary tsy iadian kevitra izany fa ny mahalasa ny saiko fotsiny dia hoe inn no tena tian i bazylou resahina ???
ilay arema izay akanga sisa nanamborana v ary mbola heverinao hahazo faharoa foana amin ny fifidianana
aza hadino fa ny arema anie ka tsy nadrotsaka candidat teo e fa Ingahy Rolland Ratsiraka avy amin ny TTS no nirotsaka ! :-P
Enao v d mino fa adinon ny olona ny faha PSD na ny faha UNDD na ny faha Hery Velona Rasalama ! tantara avokoa ireny e ka tsy misy azo hadinoina na d iray aza fa tsy maintsy tsaroana :wink:
3. bazylou ( 28/12/2006 23:14)
fa iza hono no ao ambadiky ny tts , ary inona ny anaran'ny tts tamin'ny voalohany?? ary naniona no tsy nanome candidat ny arema tamin'ireny fa naleony nanohana an'i lerola??
Olona iray sy hevitra iray ihany ireo rey olona a!!
4. ravatorano ( 29/12/2006 05:41)
hoy ianao !
za nefa tsy mahatoky an'izany injinja fa ireo lebebe ao amin ny fitondrana ny antoko Arema izay nanao fanambarana mihitsy momba izany fa asa raha hainao na odianao fanina momba izany
tsisy olana koa ange na maty na velona mandrakizay ny Arema e tsara aza izy velona eo foana na dia hitsipozipozy aza na dia hahazo faharoa foana aza amin' ny fifidianana izay hifanesy e
Ny aina no matezà leroa ah !
^:^^:^^:^^:^^:^
:wink:
5. rabaradaka ( 29/12/2006 06:05)
Zao dadatoa, ny AREMA no anisan'ny antoko mafy orina indrindra eto Madagasikara satria ny Président à l'époque mihitsy no nikarakara. Fa ni TIM kosa no marefo indrindra satria na ny président Ravalo aza toa tsy tehahalala ny TIM avy eo ny Filohan'ny TIM koa tsy mahay politika
6. zandrypte ( 29/12/2006 06:14)
AREMA en petre de vitesse ihany izy no tena marina probleme interne no mahatonga anio mampalahelo ihany raha io antoko no lasa otrizany .tsy mamely ny dirigeants ny antoko eto madagascar ny militant nefa vonona fona tsy manana politique de development lasa manao politique polotitienne fotsiny mampalahelo tokony hiova !!!
PLACE AU JEUNE !!!
VIVE L'AVANT GARDE DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR
VIVE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR
7. jentilisa ( 29/12/2006 07:47)
Raha ny tokony ho izy dia tsy tokony ho fatifaty foana izany antoko izany saingy noho ny fitiavan-kely loatra dia ilaozan'ny olona na misy ny fatra-pivadibadika moa ka manahirana be ihany!
8. rabaradaka ( 30/12/2006 11:31)
Ka izao no nahavoa ny AREMA : na ao anatin'ny antoko aza dia manjaka foana ny hoe zarazarao hanjakana. Dia inona no niseho nivaky telo ny AREMA. Amin'izao dia osa ny AREMA nefa aza adino fa mbola manana ny 10 - 20 %-n'ny mpifidy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0661