mba toroy hevitra e!

1. sarahvony ( 27/12/2006 12:54)
mba toroy hevitra avy aminareo mpanabe sy efa nitaiza zazalahy : ilay zaza 3 taona sy tapany dia efa manomboka mitady plaisir ami'ny sexe-ny, miafina dia mi-"mast". efa reko ny hoe manao découverten'ny tenany izy, fa saigy atahorako sao dia lasa fahazarandratsy ka mba mila ny hevitra : mpanabe, psychologue, dokotera...
inona no fihetsika tsara raisina : mety miala ho azy ve io, dia avela izy sa bedesina ( nefa io hitako fa manome sentiment de culpabilitation), sa .... izay no mba iandrasana toro hevitra e ! misaotra mialoha
répondu par sarahvony le 29/12/2006 05:27
2. Fiffi ( 27/12/2006 17:40)
sarahvony:
mba toroy hevitra avy aminareo mpanabe sy efa nitaiza zazalahy : ilay zaza 3 taona sy tapany dia efa manomboka mitady plaisir ami'ny sexe-ny, miafina dia mi-"mast".
sao mba mi-exageré kely kosa zany hoe mi-masta miafina izy nefa vao 3 taona st tapany ?
Mety ianao kosa no mandefa ny heritreritra lavitra loatra fa mba manao decouverte ny tenany izy.....de ahoana ozy ny pédiatra @ zany ?


3. bazylou ( 27/12/2006 23:52)
mety ianao kosa no lasa lavitra loatra e!! inona koa no hainy amin'izany!! raha hoe, 10 na 9 angaha dia mety possible...
4. soanja ( 28/12/2006 00:03)
sarahvony:

mba toroy hevitra avy aminareo mpanabe sy efa nitaiza zazalahy : ilay zaza 3 taona sy tapany dia efa manomboka mitady plaisir ami'ny sexe-ny, miafina dia mi-"mast". efa reko ny hoe manao découverten'ny tenany izy, fa saigy atahorako sao dia lasa fahazarandratsy ka mba mila ny hevitra : mpanabe, psychologue, dokotera...
inona no fihetsika tsara raisina : mety miala ho azy ve io, dia avela izy sa bedesina ( nefa io hitako fa manome sentiment de culpabilitation), sa .... izay no mba iandrasana toro hevitra e ! misaotra mialoha


Tsy misy olana izany ry Sarahvony ka. Araka io volazan'i fiffi io hoe manao decouverte ny tenany izy. Amin'ny taona 2 sy tapany -4 taona ny ankizy izy iray no mahatspa fa lahy izy na vavy ary fantany ny mahasamihafa an'ireo. Tena liana be amin'io private parts io tokoa ry zareo ary tsy maninona mihitsy izany. Matetika dia miafana ho azy ilay izy. Fa ny hany tsy mety dia ny reaction nao mijery azy manao izany no mila ahena tsy tazany. Manjary fantany hoe tsy mety ilay izy nefa mety raha amin'io taonany io.
Rehefa manao izany izy ny torohevitro dia odio tsy hita. Na itadiavo zvatra hafa handaniany ny androny ka mahafinaritra azy koa. Na raiso toy ny normal ihany dia tsy maninona, toy ny hoe ankizy tia mitsokoriky orogno na mikitikitika sofina sns..
Mahereza.

5. Fiffi ( 28/12/2006 16:57)
sady asa enao ry sarahvony raha mba nahatsikaritra fa ny zaza na ankizy hatreo @ 5 taona eo de manao an'io daholo , tia mitsapatsapa ny tenany , zany zaza vao 3 taona zany zao de tena mbola ao anatin'ny hoe automatika mihintsy ny fandehan'ny tanana keliny iny manao decouverte ny tenany !
Io voalazan'i soanja io hoe raha toa ka manahirana ny sainao mijery azy manao an'zany de iny variana manao an'zany iny tondé lazao zavatra hafa hanadinohiny an'io aloha ....fa raha zah aloha no eo @ toeranao de tsy maha-taitra ahy zany an ! be manko ireo ankizy hitako nanao an'zany nefa zao maninona ry zareo ?
6. sarahvony ( 29/12/2006 05:27)
Misaotra amin'ny toro-hevitra e! tsy dia hoe exagérer-ko ilay izy fa izay indrindra no anontaniako ny hevitry ny maro ka! misaotra betsaka anareo namaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5117