Victoire officielle de Ravalomanana : il promet une

1. bazylou ( 26/12/2006 23:47)
ouverture politique!!! atomboka amin'ny fanenjehana sy fanasaziana ireo rehetra tsy nifidy azy tamin'ny 3 12 06 sy izay rehetra nanohitohina azy!!!!
répondu par bazylou le 27/12/2006 23:34
2. Hubert ( 27/12/2006 13:00)
:-Df'angah very fihinana nareo e! toa malahelo mafy ery!=))=))
3. bazylou ( 27/12/2006 13:46)
very fihinanan amin'ny inona moa izay,,:roll::roll::roll::^)
4. salopard ( 27/12/2006 15:36)

ny mpanohitra: VERY FIHINANANA

ny mpanohana : EO AMPIHINANANA

dia efa mirefarefa mihintsy le resaka an !


5. kelly13 ( 27/12/2006 16:30)
:oups: mety henjehina aho zany satria tsy nifiy azy? tssss
6. Fiffi ( 27/12/2006 19:34)
bazylou: mba mahita alzaina koa nareo an !
7. Rojoukel ( 27/12/2006 19:43)
bazylou : tsy hoe tsy nifidy azy na manohitohina azy reny ry bazylou fa reny le mbola mihevitra foana hoe tsy maty manota. Mieritreritra foana hoe atao dossier classé foana de zatra ny lalandririnin'e ! Jereo nge ny casn'i Pety e ! MAHAMENATRA ! Logique ve hoe enao nirotsaka, nandany vola 125 000 000 fmg be zao, de avy eo ndray enao tsy manaiky an'le daty ?
8. bazylou ( 27/12/2006 23:34)
ary fa angha i le8 tsy manao tsy maty manota sy tsy manana dossier??? manana koa izy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1629