nahagaga
1. bazylou
(
24/12/2006 23:39)
dia voavidin'i le8 ve ny hcc sa ahoana fa tena tsy noraharahina intsony ny fitakian'ny sasany, tsy mba hoe nodinihana fa natsipy tery mihitsy!! tsy misy indra fo!!
sao dia ho diso ihany lahy!! sao dia ho lasa adim poko izy ity sady ny sasany efa maimbo ra sy manao manifestation etsy sy eroa!!
sao dia ho diso ihany lahy!! sao dia ho lasa adim poko izy ity sady ny sasany efa maimbo ra sy manao manifestation etsy sy eroa!!
répondu par jentilisa le 27/12/2006 06:34
3. lost
(
25/12/2006 11:33)
O ry bazyl aa ngah mo tsy fantatrao ao antin'ny firenenna Afrikanina ianao,ny tsy lany tsy maintsy mahita izay lazaina daholo mba hanakorontanana ny saimbahoaka,alaivo sary antsaina hoe raha mba nandinika ilay dossier moa ilay hcc dia midika izany fa mety ho hisy ilay resaka halabato d mba diniho we aona ny fiantraikany any @ vahoaka mety hisy ny korontana @zay ka nandinika ny hcc ary ilay fangatahana tsy maripototra fa fomba andrebirebena ny saimbahoaka fotsiny
4. bazylou
(
25/12/2006 13:04)
ia hakanitsaka tsotra izao izany satria matahoatra ny korotana ny 8ista!, izaho anefa mino fa tsy hijanona amin'izao ireo tsy manaiky!! ho feno lava reny ny manif izany!!
5. xxx
(
25/12/2006 14:23)
Tsy misy saina ko le bazylou ty kah! tô otrany mandrangitra fotsiny ho an' ny sasany , maninona ra tsy miresaka adim-poko izany , samy Malagasy anie ny olona mipetraka ao Madagascar ê! adin'ny vaventy ve de idiran'ny madinika resaka pôlitika io fa aza atao lasa lavitra ny fisainana.
Tena izay no maha bory loa azy efa lo ny fisainana
Tena izay no maha bory loa azy efa lo ny fisainana
7. hery
(
25/12/2006 23:21)
:-)
Tahaka ny filazan'i bazylou teo aloha ihany hoe mirona miandalana handresy ny mpanohitra... Kinanjo nandresy Ravalo
Dia toa izany koa io filazan'i bazylou io hoe mirona miandalana @ adimpoko... kinanjo handresy indray ny firaisan-kinan'ny Malagasy.
Raha tany Dago i Bazylou tsy niteniteny foana tahaka an'io. Efa dépassé any zany resaka adim-poko izany.
Tahaka ny filazan'i bazylou teo aloha ihany hoe mirona miandalana handresy ny mpanohitra... Kinanjo nandresy Ravalo
Dia toa izany koa io filazan'i bazylou io hoe mirona miandalana @ adimpoko... kinanjo handresy indray ny firaisan-kinan'ny Malagasy.
Raha tany Dago i Bazylou tsy niteniteny foana tahaka an'io. Efa dépassé any zany resaka adim-poko izany.
8. JIMTA
(
26/12/2006 02:57)
Malahelo angaha nareo, refa tsy tian'ny olona dia tokony mipetratsara fa tsy ny fiainam-pirenene no atao fialam-boly na fototr'asa iveloma e!ka rehefa tsy lany dia mila vanona
9. Ranavalomanjaka
(
26/12/2006 06:20)
ANY ANJANAMASINA AZA TSY MISY MITENY An' zany adim-poko zany ry bazyV... a. Raha za nareo mamono tena kle. D ra tsisy adim-poko ndray zao eo de in ndray no teneninareo?
Refa tsy zaka oa le maina ajanony am zay
Refa tsy zaka oa le maina ajanony am zay
10. rabaradaka
(
26/12/2006 08:37)
Efa lany andro zany mividy olona izany dadatoa, fa ny vokapifidianana dia ireny. fa zao kosa kalongany e, toa vazivazy zany no famalin'ny HCC ny fitorian'ireo razoky candidat, mba henoy ange rehefa averin'ny radio e
11. xhavier
(
26/12/2006 09:48)
Mba mahagaga ahy mihintsy ianao ry Bazylou lazainao fa ireo mpanohana an-dRa8 dia manohana be fahatany fa ny anao izany ve mba manao ahoana sa rehefa ny an'ny tena dia marina fa ny an'ny olona diso foana.Ny anareo raha vao resy dia adim-poko foana no arangaranga raha mba hitanao ny fijalian'ny olona tany @ faritany t@ 2002 ireny dia tsy niteny an'izany ianao.Ovao ny sujet fa tsy tafa intsony ozany eeeeeeeeeeeeee!
12. bazylou
(
26/12/2006 16:22)
jereo ary wa!! izay tsy nifidy ahy dia peako!!! izany no le8nareo!! izanyve no fampandrosoana e!!?? tsssssss
13. bazylou
(
26/12/2006 16:27)
tsy maintsy hoe hifamely ihany isika satria na ny andaniny na nay ankilany dia tsy hisy hanaiky !! ny hcc nilazana indray ity no hanangana vovonana ka lasa zao e!! 4 be izao ny adversany
14. jentilisa
(
27/12/2006 06:34)
Bazylou! bazylou! aoka aloha fa sao marary fo amin'ny zavatra tsy ho to!
