Candidat mihetraketraka

1. Hubert ( 22/12/2006 06:22)
raha ny kabary nataony aloha, dia hita avy hatrany, fa tsy mendrika azy velively ny ho Filoha.
mihantsy rà mandriaka izany ve de ho soa ho an'ny Firenena e? Tsia kosa e!
Tokony ho jerena akaiky ny momba io olona mitady hampandriaka rà io fa ratsy be ny programany.
répondu par Hubert le 27/12/2006 13:21
2. xxx ( 22/12/2006 06:54)
Tokony ahamailo koa ny mpangala-bato!
3. naritsimba ( 22/12/2006 07:51)
iza zany candidat zany?
4. Hubert ( 22/12/2006 08:03)
ra xxx ô!
Iza teto Madagasikara no tsy nahafantatra fa ho tonga ny fifidianana t@ 03déc, koa raha izany tokony samy nanaramaso tsara ny bureau de vote ny solo-tenan'ny kandida tsi.1.1 avy any amin'ny toerana misy azy.
ary raha misy ny hala-bato angamba araka ny vaovao (mba tsy hilazako hoe nisy nahita io action taty atsimo) dia ny fanomezan'ireo Dépioté sasany mpamadika ny volan'ny kandida Ravalomanana 1000Ar isan'olona mba hifidy kandida hafa.
5. Hubert ( 22/12/2006 08:25)
Lahiniriko Jean no tonga teto Toliara omaly io naritsimba!
6. tezitra ( 22/12/2006 17:21)
indray mandeha isakin'ny 5 ans ihany ianao no anontaniana hevitra ry vahoaka, ka raha mbola hangalarina indray dia , raiso ny andraikitrao

Iza no mampiady, ny HCC omen'ny lalan 20 jours handinika, de mamoaka au bout de 7 jours, même pas ny antsasak'ilay 20 jours. sa lahiniriko mitaky nyhampiharana izany à quoi sert la loiary

izany no tsy mampisy investisseur tonga any dago satria matahotra izy fa tsy hampiharina ny lalana(droit des affaires, droit maritime,droit administratif... ; ny image ny gasy no en jeu eto

seuls les poissons morts suivent le courant
7. Hubert ( 22/12/2006 19:22)
kah izao ary tezitra a!
marina ny anao hoe chaque 5ans no ifidiaana, nefa izao: sur ve enao fa hahavita mitovy na hihoatra ny efa vitandRa-8 izay ho avy eo? ary raha ny mifanohitra am'zany de ahoana indray ny manaraka? haongana? de ho toa izany foana ve ny fiainan'ny Malagasy e!
ary ny 30ans teo ary toa programa ihany no nataony fa tsy nisy atrik'asa na very anjambany tsy raha2n'ny mpitondra akory ireo vola tsy toko tsy forohana tokony hanaovan-javatra na ahavitan-javatra hanasoavana Firenena. Mbola nampian'ny fanapoahana tetezana koh moa avy eo! niaraha-nahita izany an! fa tsy tsaho akory, de mody manamboatra ny sasany avy eo!:-D
nefa nokobokobonin'ny marina de niala ho azy:-D na mandrora miantsilany hoy ilay hira izay.
8. xxx ( 22/12/2006 20:08)
tezitra:-@:-@:-@:-@:-@
aza entim-po ry tezitra a! mandinika aloha vao miteny :-@:-@:-@
9. fijo ( 22/12/2006 22:12)
mbola teny aloha iny ny azy,ka avelao izy .fa raha vao mivadika ho hetsika kosa,dia ampiaro ny lalana.
10. bazylou ( 22/12/2006 23:02)
izaho aloha mahavita lavitra nohoi 8 raha mahazo 5 taona monja ee ! ary tsy mila 5 taona fanampiny izany!!
11. fijo ( 23/12/2006 05:28)
aoka letsy bazy kely an,aleo ihany elahy eto aminay eto no mikiakiaka ,fa raha any mety hotapaka lalandra ka hanahirana
12. BloodTitan ( 23/12/2006 13:55)
Oka zay le resabe eeeeeeeeeeeeee!!! fety ndray zao atrehina!!! Fetin i ra Zezo !!!

Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
Jereo eto
13. Fiffi ( 23/12/2006 21:15)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
14. Hubert ( 27/12/2006 13:21)
mirary fete milay be ho antsika mianakavy e!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1