Masculin sa Feminin

1. miarina ( 21/12/2006 13:36)
Mba nandinika aho izany hoe maninona ny frantsay no mampiasa y genre masculin sy feminin (la sy le) fa tsy toy ny gasy sy ny anglisy ohatra. Ny tena nahagaga ahy dia izao. Rehefa mikasika ny lehilahy ilay izy dia feminin fa rehefa vehivavy dia masculin.
Ohatra :
- Lehilahy fa feminin : couille, bite, moustache, barbe ...
- Vehivavy fa masculin : sein, vagin ...
répondu par Fiffi le 22/12/2006 08:27
2. Fiffi ( 21/12/2006 15:02)
:roll:
3. kelly13 ( 21/12/2006 15:13)
lollllllll
4. Fiffi ( 21/12/2006 15:23)
bdb ny ex azo natao fa...:roll:
5. miarina ( 21/12/2006 15:25)
... fa izaho koa tsy sahy nanohy lol
6. andry44 ( 21/12/2006 15:31)
Ka ny frantsay anie mety veta noho ny gasy na ny anglisy e!!!:lol::lol::lol:
7. toovs ( 21/12/2006 15:43)
miarina:

Mba nandinika aho izany hoe maninona ny frantsay no mampiasa y genre masculin sy feminin (la sy le) fa tsy toy ny gasy sy ny anglisy ohatra. Ny tena nahagaga ahy dia izao. Rehefa mikasika ny lehilahy ilay izy dia feminin fa rehefa vehivavy dia masculin.
Ohatra :
- Lehilahy fa feminin : couille, bite, moustache, barbe ...
- Vehivavy fa masculin : sein, vagin ...



ndana anontanio any amin'ny akademia frantsay
8. fasaly ( 21/12/2006 15:45)
mbo eritreritra kou zany mandalo zany8-)
9. Fiffi ( 21/12/2006 20:48)
:-D:-D:-D tena nandalo marina ve akia ? :-D:-D
10. Stretch ( 21/12/2006 23:15)
Andray . . .8O
zany kosa alony tsy nandalo fa efa nanitikitika azy tany antsainy tany ela :-w
11. Fiffi ( 22/12/2006 08:27)
Stretch: marina akia ny andry an ! zavatra tsy hoe tongatonga @ zao fotsiny io...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773