kotity sy fidy

1. fijo ( 20/12/2006 21:06)
niodina ny baolinaka dia indro fa tafahaona indray i kotity sy fidy le;ndao vinavinaina ny resaka ary.
-kotity:"ah karakory moa jeneraly,tonga ato koa moa anao?"
-fidy:"tsy ita letsy fa nentim po aho dia izao tafahaona izao an"
-kotity:"raha izany tsy naleonao niaraka taminay tamin'ireny fotoana ireny"
-fidy:"za ve letsy nahita,fa seza io ko""kay tapaka ny tongon tseza"
-kotity:"ndao ary hifamela isika izao"
nareo manohy ny jeneraly.
répondu par fijo le 21/12/2006 22:40
2. Zina ( 20/12/2006 22:34)
:lol: za tsy mahay
3. Fiffi ( 20/12/2006 22:36)
zah koh tsy mahay...:)
4. fijo ( 21/12/2006 05:24)
alefaso moa le resaka e.
-fidy:io izao fa tratra koaa ralaikoa
-kotity:nareo tsy mahay miafina ko,ngaha tsy nanao kilalao ankiafina taloha?
fidy:-nanao ihany letsy ,fa izahay le mpitady foana an.
5. kitjo ( 21/12/2006 05:32)
fidy: nahay niafina v lety ialahy ho tratra aty fa aza dia miteny2 foana an!!!

fijo>> mba nitovy eritreritra isika izany fa za ko omaly dia lasa saina oe ahoana re e...sa mbola manana ny bande-ny ihany ko ao anatiny ao?
Loza!!
6. fijo ( 21/12/2006 05:33)
ho lasa toy ny figadrana any kalifonia io ko.samy hanana ny gang ny.:-w:-w:-w
7. kitjo ( 21/12/2006 05:36)
kay le ..mety grave ny ambiance ao an!
fa mety miara-miketrika ko izy mitsam tafaraka ao...hhmmmm

(saika 8O haka solomaso za namaky oe 8O aiza ary le nosoratako teo fa mifangaro le fijo sy kitjo @le nanoratra farany..hahahhaha..hay tena namaly mitsy fijo)
8. fijo ( 21/12/2006 05:41)
mihinana ndry karoty fa grave izany.
hiara hiketrika de hanongana an'iza ao???ny lehiben'ny fonja ve?
9. ravatorano ( 21/12/2006 05:46)
nangataka izany ny fianakam's an i jnlry fidy mba tsy apetraka ao Tsiafahy izy fa any Manjakandriana ary dia ny minisitry ny fitsarana moa no tempo teny farany amin izany
raha za manokana aloha dia izay no tsara amin ny fitandrovana ny ainy satria mbola tsy tena vita ny fitsarana azy fa mbola eo ampanombohana izao ka mba hahatsara ny fakana ambavany azy dia aleo lery "ompiana kely" hahazo hery ka hibaradaka ny miafina rehetra nokotrehiny !
Za koa tsy mino fa hiray ao Tsiafahy ry zareo fa mety toerana no iray fa ny tokotany samihafa mihitsy ka mety tsa hifankahita nefa asa aloha fa tsika samy mbola tsisy tany ka nahita izay firafitry ny fonja ao e :{:{:{:{:{:{:-P:-P:-P:-P
:wink:
10. fijo ( 21/12/2006 05:49)
hay nisy io fangatahana io???fa atahorana hamalifaty ngaha i kotity le?
11. kitjo ( 21/12/2006 05:51)
fijo> hanongana rindrin'i Tsiafahy k..hihihih

ravatorano> izay mihitsy tokoa no mety fa sady mety le gadra madinika ireny no ho ripaka par accident ao..hahaha
mety ho possible tokoa ve ny hoe hisy compartiment samihafa ao d ts mifankahita?

allo allo..iza no efa tany Tsiafahy na tsy gadra aza:lol:
12. fijo ( 21/12/2006 05:52)
izahay anaka olona mifaha ka sarotra ny hamaly izay antso izay
13. kitjo ( 21/12/2006 06:01)
inona izany mifaha??

ny fahafantarako anzany mifaha zany le vorona na kisoa atavizina reny..sa?hihihi
14. rabaradaka ( 21/12/2006 06:57)
Merci fijo tamin'ilay resadresaka. Fa ity koa mba tsetsatsetsa tsy aritro : de hanao jery atrika na salut an'i Fidy ve zao ry zalahy colonel sy officier ao Tsiafahy. Ohatry ny hitako vao miala any i Fidy dia hoy i Kotity hoe jery atrika, dia mijaridina daholo ry zalahy
15. jentilisa ( 21/12/2006 07:02)
Tsy misy tokotany samihafa izany ao fa iray ihany ny tokotany ao! tsy misy fika fa tsy maintsy tafahoana raha samy ao! afa-tsy hoe voasazy tsy mahazo mivoaka angaha ny iray! Kelyanie ny tokotany ao e! tsy mahazo masoandro raha tsy atoandro amin\'ny 10 eo ho eo dia efa dify izany amin\'ny telo raha ela indrindra!
16. Achia ( 21/12/2006 07:30)
gah henjana zany a!:{
17. kitjo ( 21/12/2006 08:02)
da lety eee...
toa hampatahotra iany zany!!!
kotity ve enfa mbola velona? lol
18. kitjo ( 21/12/2006 08:06)
19. madera2 ( 21/12/2006 17:17)
nay ny afo natsangany i fidy ka ao izy sy tsam miara mifampivaza ao , samy nientimpo t@ rahara politika izy roa lahy reo
20. fijo ( 21/12/2006 22:40)
kitjo ,ie le fahanan matavy ireny io ka.
lesona,aza atao ampo ny politika fa sao mamarina am ponja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952