bilan madagasikara

1. tezitra ( 20/12/2006 12:22)
1)Tsiranana : tsy nisy ny chômage,nilanonana ny olona,la sécurité est assurée
tsy nisy nahantra , samy nanankarena
2)Rasiraka, afera nataony sy ny akama AREMA: coparema, vanille,hôtel,rehefa afera ngeza,
Ny afera madinika an'ny gasikely
vitsy ny nanana, be ny nahantra
3)Zafy:Tsy be afera :
nitovitovy ny isan'ny mpanana sy ny mahantra
4)ravalo:ronono,lalana,location de voiture, exportation produit locaux,distribution petrôle,atsy ho atsy tsenan'ny mpivarotena
varotena
il fé tout, personne fé rien
nahantra daholo, izy irery ihany no nanana
bilan:

tsiranana:samy nanana
zafy: nitovitovy ny mahantra sy manana
ratsiraka:vitsy ny nanana, be ny nahantra
ravalo:isika rehetra maahantra


seuls les poisson morts qui suivent le courant
répondu par fijo le 21/12/2006 22:44
2. tezitra ( 20/12/2006 12:38)
izay le hoe GASY KA MANJA? non GASY KA MAHANTRA

AFATSY RAFAHAVALOMAHANA
3. Fiffi ( 20/12/2006 13:03)
tezitra:

4)ravalo:ronono,lalana,location de voiture, exportation produit locaux,distribution petrôle,
il fé tout, personne fé rien
de @ nao zany tsy mba nisy zava-tsoa vita mihintsy ve ? omeo fotoana izy hanantanterahany an'zany eh ! tsy ao anaty 5 taona kely monja no hampiakarana an'i M/car zay naletikin'ny mpitondra taloha anaty faran'zay maizina.....Ary mba jereo kosa ireo zava-bitany tao anatin'ny fotana kely .....


4. xxx ( 20/12/2006 17:59)
hihihi tena boto dombo koa ty tezitra ty le t@ andron'i Tsranana sy @ izao ve mitovy ny isan'ny olona
5. xxx ( 20/12/2006 18:35)
Tamin'ny andron'i Tsiranana, inona no minisitra gasy sa vazaha. Prezida saribakoly fotsiny fa mbola colonie.
Ratsiraka: namono olona, gasy mitovy ra aminy no notifirina tsy ankisalasala. Ny malaza indrindra kung fu, 91
Zafy Albera: flottement, nitotongana farak'izay tsy izy ny toekarena malagasy
Ravalomanana: feranan'ny lalana tsy azo alefa amin'ny video intsony ny porno. Mbola be dia be ny resaka sosialy nataon-dra8 fa ny lalana no fantatry tezitra
6. Zina ( 20/12/2006 20:09)
Asa inn mihitsy ny manjo an'ity tezitra ity...
7. Ninyah ( 20/12/2006 20:50)
jamba ny fankahalana angamba io tezitra io de manjary tsy mahita ny zavatra misy, manao fijery vilana ô!:)
8. fijo ( 20/12/2006 21:18)
ô letia ry tezitra an,gasy ka mahantra?????nefa za aza variana mahita andry zalahy milalao vola rehefa tonga any?????tezitra marina ngamba ka tsy mahita intsony ny maso le????
9. Zina ( 20/12/2006 22:35)
Ninyah zany mihitsy ka
10. bazylou ( 21/12/2006 03:09)
fa mba inona hono ny politika sosialin'ilay 8 e!!?????
lalana ve?? tsssssss fa angaha ireny misy assurance maladie sa secu!! sa hoe reheaf manao lalana dia miletra vato kely!!!
11. fijo ( 21/12/2006 05:29)
izy aza nahavita lalana.mba efa zavatra iray miangana aloha izay
12. hearty ( 21/12/2006 13:07)
^:^Ny hevitro aloha dia izao e
Tsapako hoe mety etimpo loatra ihany i tezitra araka ilay anarany momba ny zavatra tena misy na dia lmisy fahamarinany ihany aza ny azy fa izao tsy azo lavina fa mahantra tokoa ny gasy amzao aery nypouvoir d'achat tena mitotongana fa zao koa anefa e mba nanao ihany lery e na dia tsy mbola ny tokony ho vitany aza no naztaony fa atao akory ary fa izy ndray no lanin'ny maro an'isa ko
Raha ny mpitondra teo aloha kosa aloha de tofoka aho fa vava fotsiny na de ry zafy aza tsy hitako ze nataony (dokotera aza tsy hitany akory nefa izy lmba ao ihany)
Fa le fisamborana olona koa angamba tafahoatra iihany fa tokony hihevitra ny fitondrana
Ny ahy dia izao isika rehetra samy tomponadraikitra @firenentsika fa tsy ny mpitondra ihany ka tokony hitondra anjara biriky tandrify azy hanasoavana ny tanidrazana de aza hadino ny mivavaka koa fa manova zavatra izany:*
13. fijo ( 21/12/2006 22:44)
izay mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481