voan'ny natao

1. bmw307 ( 20/12/2006 05:07)
nieritreritra ny anavotra olona ny secouriste taty aminay ny zoma lasa teo kanjo izy indray no navotana tany andranomasina , saika maty , tsiampy formation angamba de efa nanao pratique sahady ( lasa ihany ny saiko we fa iza ary no nampanao formation @ reny )
répondu par Fiffi le 20/12/2006 18:47
2. Fiffi ( 20/12/2006 05:31)
fa nga kosa raha izy indray no saika maty de midika zany hoe tsy ampy formation ?
Ny tampoka hono tsy maha lehilahy ka na faran'zay mahay manavotra aza de....
3. bmw307 ( 20/12/2006 05:47)
eny e! karazan'ireny soavaly vao ireny anie ilay izy e! ka maninona rehefa tsy sahy izy de tokony mijanona fa tsy miditra risque @^ zavatra tokony ahafaty azy, ka na izy ireo vao hande any aza anie efa natahotra be e!
4. Fiffi ( 20/12/2006 05:54)
tsy sahy ahoana ?
5. bmw307 ( 20/12/2006 06:07)
ka izy ireo wa vao hande hiakatra ao anaty vadette de efa mataotra ny hilomano nefa io no asany , ka ahoana kou izany manao asa tsihay izany e!
6. kitjo ( 20/12/2006 06:21)
hafa aloha ny hoe matahotra ny hilomano
fa ilay hoe izy indray no avotana dia tsy mahagaga fa izay foana ny fandehan' irney ary ireny olona mpanavotr'aina ireny no olona manana sacrifice be indrindra satria matetika dia izy ireny no maty ny fraany refa avotra ilay navotana...normal be!!

sa za ve mjery film be lotsa?
7. Fiffi ( 20/12/2006 06:28)
bmw307:
de efa mataotra ny hilomano nefa io no asany , ka ahoana kou izany manao asa tsihay izany e!
:-w:-w mahagaga indray zany an !


8. miarina ( 20/12/2006 10:45)
kitjo --> Mangina toi fa resaka spécial an'i Fiffi sy i bmw io (tsy hitanao izy roa rery no miresaka eo)
9. pissoa ( 20/12/2006 10:52)
:lol:
10. Fiffi ( 20/12/2006 12:44)
miarina:
kitjo --> Mangina toi fa resaka spécial an'i Fiffi sy i bmw io (tsy hitanao izy roa rery no miresaka eo)
:roll::roll:


11. andry08 ( 20/12/2006 14:56)
izaho nanana namana dentiste sady plongeur. Maty an-drano izy na dia pro aza. Nanao"embolie" tany anaty rano .Tsy fantany akory hoe hofaty izy satria nanao entrainement fotsiny ka aza dia miteniteny foana fa ny tampoka tsy mahalehilahy.
12. sitlo ( 20/12/2006 15:48)
fa inona no mahalehilahy?
13. andry08 ( 20/12/2006 16:30)
raha lehilahy i stilo dia tsy mila manontany!
14. sitlo ( 20/12/2006 16:39)
15. Fiffi ( 20/12/2006 17:34)
16. kelly13 ( 20/12/2006 17:48)
tiens, pour une fois i sitlo tapina ny daomy, hihii
17. kelly13 ( 20/12/2006 17:50)
o ry kala fasaly aaa, d tsy ahita ny sarinjy tsony zany zay kou :?:cry:
18. kelly13 ( 20/12/2006 17:53)
oups diso adiresy io nosoratako ambony io fa tokony tany @ sujet "SITLO" no nande, hihii
19. diamondra27 ( 20/12/2006 17:55)
voalohany aloha ho an'ilay secouriste:
dia tokony fantany tsara ny zavatra ataony.
Secouriste 1er secours ve izy sa secouriste plongeur toa an'i David sy Pamela @ alerte malibu.
Raha secouriste plongeur de tokony tsy hatahotra ny hilomano izany ary tokony hahay milomano.
Aina no vonjena noho izany dia tokony tsy hisy triche @izany fa na ianao apte na tsia.
Raha laza no hanaovana izany dia tokony tsy hanao an'io ilay olona fa raha tena hoe: action sociale dia tokony handray fepetra manokana ihany izy na hametra-panontaniana.

Faharoa ho an'i bmw:
Tsy voatery hoe: secouriste dia on est le sauveur du monde.
Izany no atao hoe: heros :oops: maty amperin'asa.
Tsy midika izany fa tsy compétent le olona.
Ny situation de isankarazany fa alohan'ny hanomezana tsiny dia tokony fantarina daholo ny facteur sy ny fahamarinany surtout resaka ain'olona no lalaovinao.

Farany de marina io voalazan'ny namana io hoe: matetika dia mahavonjy olona ianao fa tsy mahavonjy ny tenanao
20. diamondra27 ( 20/12/2006 18:00)
kitjo:

hafa aloha ny hoe matahotra ny hilomano
fa ilay hoe izy indray no avotana dia tsy mahagaga fa izay foana ny fandehan' irney ary ireny olona mpanavotr'aina ireny no olona manana sacrifice be indrindra satria matetika dia izy ireny no maty ny fraany refa avotra ilay navotana...normal be!!

sa za ve mjery film be lotsa?


marina io fa izao kosa no hanampiako azy.
Il faut quand même conscient de la situation avant d'agir. Mety nahavonjy olona 2 ianao raha nisy trano may, fa raha miverina fanintelony ianao tsy midika izany fa hotafavoaka ianao. Qui sait? donc ne te culpabilises pas refa tsy nahavonjy ilay fahatelo ianao raha tsy izany dia maty miaraka aminy koa ianao.
Toy izany no hita @ film sy @ fiainana.

D'abord nampianarina anay hoe: avant de secourir quelqu'un tu dois proteger toi-même


donc tandremo, ne baisse jamais ta garde
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5016