Mino ve nareo fa misy tokoa ny atao hoe: "âme-soeur"
1. jhouhlambout
(
19/12/2006 10:14)
Satria mantsy @ zao fotoana izao dia toa tsy hita intsony zany fitiavana maharitra izany. De plus, na efa en couple ary ny olona sasany dia mbola manontany tena ihany hoe: ito olona ito marina ve no natao ho ahy?... etc... Sa hoe, manana âme-soeurs maro be eran'ny vazatany isika? Fa tsy iray intsony?
répondu par soanja le 20/12/2006 20:36
5. Imahaka
(
19/12/2006 12:57)
Fiffi> ary noheveriko fa ilay voalaza tao amin'ny dinika fivavahana sy finoana ihany no inoan'i Fiffi :P
7. Fiffi
(
19/12/2006 21:12)
Imahaka:fa ny dikan'ny âme-soeur nga tsy hoe olontiana ?
Fiffi> ary noheveriko fa ilay voalaza tao amin'ny dinika fivavahana sy finoana ihany no inoan'i Fiffi :P
15. soanja
(
20/12/2006 20:36)
Ie misy ny silam-panahy ka. Araho le resaka Israely israely iry fa ao ilay izy.
Io no antsoin-dry zareo hoe "Sefirot mpitiavana" midina avy any an-danitra (fanahy) sady vavy no lahy de avy eo misaraka ireo mpisipa arapanahy ireo rehefa tonga eo amin'ny vehivavy bevohoka iray 4 andro- 3 volana. De lasa ny iray mitady izay hidirany koa aminkina amin'ny fotoana tian'Andriamanitra azy hidirany amin'ny vevavy bevohoka hafa koa.
Refa mihoana ireo roa ireo dia io no antsoina hoe amour platonika e! Misy io sady mahavariana ny fifandrasin'ireo olondroa ireo rehefa mihaona.