YouTube Clone

1. vancleef ( 19/12/2006 00:04)
Nanoratra programa YouTube Clone aho http://www.ratsira.com/ytc/ . Raha misy manana site perso ka te hanisy video FLV dia homeko ny source, mandefasa PM fotsiny. Mbola tsy vita tanteraka ilay izy fa efa mandeha tsara. Télécharge-na fotsiny ao @ répertoire video ny FLV dia tonga dia milahatra 3 isakin'ny pejy. Mbola hasiko recherche, mot-clé sy création automatique des vignettes ary gestion @ MySQL faha izay efa mahay PHP kely dia efa afaka mampiasa azy
répondu par sitlo le 26/01/2007 16:58
2. Fiffi ( 19/12/2006 05:25)
misaotra anao nizara...:)
3. kitjo ( 19/12/2006 07:36)
merci vancleef
za efa manana le youtube downloader lasa FLV fa misy downloader iray vao nalaiko tonga dia afaka avadika mpeg..ka iza no tsara?

dia ahoana fametrahana azy ohatra an'io!
4. lapino ( 19/12/2006 07:48)
kitjo > Upload ngamba no tian'i vancleef holazaina amin'ilay "telecharger" fa tsy download.
5. hery ( 19/12/2006 08:41)
zah liana be. Efa nanoratra any.
6. Ralay ( 19/12/2006 13:37)
Zah tsy manana site perso fa manana video FLV bdb
7. vancleef ( 19/12/2006 19:22)
kitjo>Ny video tsara indindra @ Internet izao dia ny FLV indrindra raha encodé @ On2 VP6 faha mila Flash Player 8 farafan-keliny. Ireo video rehetra nampetrako ao dia avy any @ YouTube. Rehefa mandefa video any @ YouTube ianao dia havadiny FLV daholo na AVI na MPEG na ny sisa sy ny sisa. 97 % ny ordinateur misy Flash Player. Ireo video rehetra nampetrako eo @'ilay site dia avy any @ YouTube nalaiko t@ ilay extension VideoDownloader @ FireFox 2.0.
Ny fametrahana azy sahalan'io dia @ FTP satria tsy hafaka mametraka fichier mihaotran'ny 2Mo @ PHP faha rehefa uploader @ FTP ilay izy dia tsy mila manao na inona na inona intsony fa tonga dia dia milahatra telo isakin'ny pejy.
8. vancleef ( 19/12/2006 19:31)
Ho an'izay te hanao fichier video FLV dia ity misy programa gratuit Free Riva FLV Encoder 2.0 http://www.rivavx.com/ sady misy FLV Player hazo hijerana ny fichier FLV. Dia hafaka ni-télécharger fichier FLV avy any @ YouTube na DailyMotion sy ny sisa dia jerena eo @ ordinateur-nao
9. simplex ( 19/12/2006 19:53)
vancleef:
ty misy programa gratuit Free Riva FLV Encoder 2.0 Jereo eto sady misy FLV Player hazo hijerana ny fichier FLV.

tsisy version Linux nga io ? toa windows ihany no ao ? sa :?:
10. vancleef ( 19/12/2006 20:22)
simplex>Tsy misy version Linux ilay Riva faha raha mila version Linux dia ny fika raha manana ordinateur misy Linux ka manana accès root dia mi-compilér an'ny ffmpeg miaraka amin'ny bibliothèque rehetra izay hilaina, mila gcc koa sy mahay mi-compiler avy amin'ny source svn sy ny kolongany. Programa line de commande io ary ilay Riva FLV Encoder 2.0 dia mampiasa an'io faha version Windows. Mila FLVtools koa hametrahana ny FLV metadata
11. kitjo ( 19/12/2006 20:39)

oohhh.. ok ok
ny nahatonga ahy mi download @ilay atao fichier mpeg manko le izy afaka tehirizina tonga dia avadika VCD..

fa misy copy en flv daholo ihany koa ka iny zany no tsara ampiasaina...
aleo andramako alo ary

merci an!
12. simplex ( 19/12/2006 21:07)
Vancleef> efa misy fichier deb (mety misy rpm kou fa tsy fantako) compile le izy, apiadiana @ dpkg na apt d efa okay.

merci an!
13. sitlo ( 26/01/2007 16:58)
Ary toa tsy hitako akory ilay programa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1924