rajaonarivelo pierrot
1. fijo
(
15/12/2006 21:28)
maninona kay ingahy io raha izao no miverina mody amin'izay e.toa maika be mantsy izy teo.
répondu par fijo le 19/12/2006 23:27
2. Lejim
(
15/12/2006 21:35)
Hanao inona any amin'izay ry fijo? tianao hosamborina sa tianao hanakorontana amin'izay izy!
Saika hody ary izy teo fa nosakanana koh!
Saika hody ary izy teo fa nosakanana koh!
3. fijo
(
15/12/2006 21:36)
ka izao anie efa vita ny fifidianana naika hokorontanina e,dia tokony mody amin'izay manomana ny hoavy.
4. Lejim
(
15/12/2006 21:52)
Ka fifidianana no tena tiany ahatongavana any fa tsy vacance na zavatra otran'izany. :)
6. Fiffi
(
16/12/2006 07:11)
tsy afaka mody zany izy koh ! izy ange voapanga be eh ! tondé migadra raha vatan'ny vao tonga any !
8. xxx
(
16/12/2006 21:49)
fa taiza foana ingahy hatramin'izay tsy niteny mahita pilote hitondra azy f'efa tsy mila makany izy vao hoe:ttssss
9. sasa
(
17/12/2006 09:15)
fijo mba tiako lery izao raha mody amzao d tonga d miaraka am vary homena anay aty antsimo fa noana be izahay.:-D
10. ronaldo09
(
17/12/2006 10:25)
Aorian'ny 2010 dia mba tour i rafahavalo amizay no hialokaloka ara-politika any Banglades
11. xxx
(
17/12/2006 23:51)
Efa miova indray ny donne @zany. Mety satrobory indray no lasa prezida @zany.
12. xxx
(
18/12/2006 14:43)
ianareo dia tena mampalahelo, ampesonina de miesona daholo,taiza sy oviana i pierrot no saika hody?tsy nisy akory zany fa resa-b????.tsy sahy ny handingana an'i madagasikara kory le io,ny fahasalamany aza sarotra koa!ah!ah!ah!
14. fijo
(
19/12/2006 23:27)
ka izy efa maika be teo ko;izao milamina ny tany,tsy aleo ve mody amin'izay?sa naika haninona fotsiny le maika be teo???