torohevitra ho an filoha ravalomanana

1. colar ( 15/12/2006 07:17)
zavatra tsotra no vahaolana am resaka poltika am zao fotona zao,omena andraitra daholo ny olona hita fa manohitohina ny fanjakana,aleo izy omena andraikitra toy zay enjehina,ary zay hita fa mamy hoditra eo am fiarahamonina no tokony omena an zay fa tsy zay rehetra mahay mikabary akory,misy listra vitsivitsy atolotro,ra itanareo we tsizy d teneno eto we inn no antony,mba te hiaino ny hevitry ny hafa ko za eto ,hanao conseil de gouvernement sersera kely tsika,ireto avy no olona tokony omena andraikitra,PIERROT ,FIDY ,VONINAHITSY,RAZANAMASY,
ROLANDRATSIRAKA,HERIZO ,PETY,HASINA,RATSIRAHONANA,RAMAKAVELO, zay alo no itako fa ra mbola misy listra hafa d teneno ho dinihana,noho ny ASA VITANY TETO AM FIRENENA no nanolorako azy reo,teo ko ny fitiavan vahoaka azy reo na d tsy ny rehetra aza,saingy we inona no andraikitra omena azy ary,aleo ny filoha no handinika an zay,ra za no filoha d itako ny andraikitra omena an reo ol reo,atao ambassadeur daol fotsiny reo d milamina ny tanana,afaka miasa tsara tsisy avy eo,fona ny inn interieur de l etat mo
répondu par fijo le 20/12/2006 22:03
2. nikopol ( 15/12/2006 07:32)
hay ve colar manao politika ? :lol:
3. mpanota ( 15/12/2006 08:25)
Raha toa ka homena andraikitra toy izany daholo ary ny mpanohitra rehetra , dia hisy vaovao ho tonga indray eo satria "kandra milay izany ambassadeur izany aloha "
Raha ianao koa moa no mipetraka amin'ny toeran'ny mpanohatra izay efa mpitondra ambony teo aloha no havarin'ny hafa ho AMBASSADEUR sady izany ambassadeur izany anie miotndra ny anaran'ny firenena sy ny filoham-pirenena any ivelany eh , nefa sakay sy maso ireo olona voatonona teo ireo

Raha ny fijeriko manokana indray aloha dia "ILAINA NY FISIAN'NY MPANOHITRA AO AMIN'NY FIRENENA IRAY " satria amin'ny maha mpânohitra azy dia ny lafi_dratsin-javatra foana no jereny izay mety ho marina sy mitombona nefa mety ho diso ihany koa , ary ilaina eo amin'ny fiainana koa anie ny CRITIQUE eh
Tsy dia vahaolona aloha izany fanomezana asa an'ireo olona voatonona ireo izany fa ,anamiko aloha raha ny hevitro manokana dia tokony hoe "TSY MAINTSY MANOME POROFO MAZAVA IZAY TENENINY NY TSIRAIRAY DIA NY VAHOAKA REHETRA TSY ANKANAVAKA NO MITSARA AZY
Matoa mitombo ny mpanohitra sy ny toherana dia nà mety nanelingelina ny tombotsoany dia mahasarotiny azy nefa kosa mety koa NY ATAON'ILAY TOHERINA MIHITSY NO TSY METY NEFA TSY MAHATSAPA IZANY NY TENANAY RAHA TSY TOHERINA TOY IZANY
4. hery ( 15/12/2006 09:04)
Raha rehefa migafy dia lasa ambassadeur dia mba higafy sy hanopa filoha koa izahay k'le.

Raha tian'ny vahoaka i Pety, Herizo, Roland Ratsiraka, Ratsirahonana, Ny Hasina... dia efa nomeny vato tamin'ny fifidianana... na farafaharatsiny naveriny ny vola. Donc tsy tian'ny vahoaka handray fahefana ireo olona ireo.

Raha tian'ny vahoaka i Gal. Fidy dia be dia be ny nandeha teny Ivato nanohana azy sy niaro azy. Nanampy t@ fisamborana azy anefa no nataon'ny vahoaka. Donc, tsy tian'ny vahoaka handray fahefana izy.

Ny Mpangalatra rehefa tratra dia gadraina amin'izay tsy mangalatra intsony... fa tsy hoe Omena azy daholo izay ilainy mba tsy hangalarany intsony.
5. ravatorano ( 15/12/2006 10:28)
marina ny voalazn i hery
amiko dia tsotra e izay efa navalon ny tantara d aoaka izy hivalona any
tsisy olona hiaraka hiasa amin ny efa nanao tsinotsinona ny vahoaka izany sady efa tsy tafa tamin ny fifidianana ka raha za no eo amin ny toeran i Ingahy ravalomanan dia tonga izao ny fotoana tokony hanaporofoany fa nahazo alalana tamin ny vahoaka izy hitondra ny tany sy ny fanjakana ao anatin ny lalana mifototra amin ny repoblika ka dia anjarany sisa ary any amin ny boll fa raha hoe hiara hiasa ka hanendry ny efa naloan ny vahoaka kosa aloah dia aoka itsy kosa e !
:wink:
6. bazylou ( 15/12/2006 16:31)
inona koa no hiainon'ilay 8 an'izany redsak a eto!!!
7. sitlo ( 15/12/2006 16:39)
hita wa
8. Fiffi ( 15/12/2006 17:30)
:roll:
9. colar ( 15/12/2006 18:18)
mety ho henony ihany ka,fa ady hevitra ko ange ny antsika e,fanehoankevitra,samy hafa alo ny we ra tin vaoka reo d lany prezida,tsy maintsy 1 ny prezida fa ny andraikitra kosa dia maro b,tsy ho voatery ho ambassadeur na ministra na depute ihany no andraikitra azo omena,ary reo ol notanisaiko reo,na tsy mahavory vaoka b aza d tsy afaka handa isika fa mamim baoka reo noho ny zavatra vitany,i HERIZO sy FIDY zao tsy hitovy mintsy ny vaoka tia azy,kanefa mety ahavita b am firenena sy nahavita b,
10. fijo ( 15/12/2006 20:34)
MBOLA METY AHAVITA IZANY?FA NY ITA ALOHA HOE EFA VITANY DIA LOZA?KA ALEO HANDINIKA
11. Zina ( 15/12/2006 20:47)
aleo izy omena andraikitra toy zay enjehina

satana tsy kely lalana... hanao vengeance ao reo raha ampidirina ao...
Tsy mety ko zany e
Mba ratsy torohevitra ko ti colar kle
12. fijo ( 15/12/2006 21:32)
marina izany ry zina
13. rrgmt ( 18/12/2006 22:53)
20% amin'ireo no hanaiky ambassadeur, 80% tsy manaiky hofehezin'ny jadon-dra8:idea: :roll:
14. fijo ( 20/12/2006 22:03)
sady tsy tokony alefa hisolotena an'ny mada ny sasanyamin'ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622