Tsapan-dRavalo ve ny fitiavan'ny vahoaka azy
1. rabaradaka
(
15/12/2006 06:38)
Io fanontaniana io dia apetraka satria raha ny TIM no nandrasany dia zara raha nahazo 35% Ravalo. Zao mantsy ireo mpitarika TIM dia efa tsy tian'ny olona intsony sady tsy mahay politika. Koa ho tsapan-dRavalo ve fa izy no tian'ny vahoaka fa tsy ry Yves Aimé na ry Mahafaritsy na ry Zoharimihaja eny fa ny ankamaroan'ireo Chef de région dia efa halam-bahoaka.
répondu par fijo le 20/12/2006 22:05
2. colar
(
15/12/2006 07:22)
marin io resaka io,ny ol hita fa mamy hoditra any am faritra no tokony halainy fa tsy ny we ol miditra TIM akory,
3. mpanota
(
15/12/2006 08:33)
:?:
Anotanio azy eh
Ny hitako fotsiny aloha dia nanohana an-dra8 i jly Fidy sy Pety taminny 2002 ireny dia izao no fiafarany ; ireny ve no tsy mahay mipetraka sa tsy mifanaja izy ireo za RA8 MIHITSY NO ....
:twisted:

5. rabaradaka
(
18/12/2006 08:02)
Amiko kosa raha olona tsy mamely ve mbola hatao inona toa an-dry zalahy mpamadika ireo ? Fa ny tiako tsapan'ny mpiserasera dia izao : tsy ny TIM no nahavoafidy an-dRavalo fa ny vahoaka.
6. rabaradaka
(
18/12/2006 08:12)
Amiko kosa raha olona tsy mamely ve mbola hatao inona toa an-dry zalahy mpamadika ireo ? Fa ny tiako tsapan'ny mpiserasera dia izao : tsy ny TIM no nahavoafidy an-dRavalo fa ny vahoaka.
7. fijo
(
20/12/2006 22:05)
izay aloha dia ekeko marina tokoa.za koa tsy dia mankafy loatra ity resaka antoko ity any mada