Izay resy tsy akoraina ary izaymandresy tsy hobiana

1. rabaradaka ( 15/12/2006 06:32)
Io fitenintsika malagasy io no hiatrehantsika jiaby ny fety fa azo itarafana ny toetsaina mahay fair play koa izany
répondu par maditra le 15/12/2006 18:45
2. hery ( 15/12/2006 08:11)
Ary raha efa sady resy no mbola be vava ihany? :-)
3. booboo ( 15/12/2006 10:03)
4. Lejim ( 15/12/2006 18:00)
rabaradaka> Isaorako ny finiavanao, fa tonga dia hitanao amin'ny valiny ataon'ny sasany fa falin'ny manenji-dresy izy! :)
5. sitlo ( 15/12/2006 18:07)
hihihi, matahotra rabaradaka dia tonga dia aleo miteny dieny mialoha.
Atao ahoana eh, toa ho lany ihany levalo kely.
6. maditra ( 15/12/2006 18:45)
Rabaradaka anie tsy mpanohitra,
Zany moa mon general? :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363