Menatra tsy sahy miseho vahoaka
1. niryna
(
14/12/2006 17:28)
Ny fahamenarana dia toetra iray mety mahazo antsika. Misy fomba ve atao ialany an\'io? Misy ny sarokenatra ka any amin\'ny havonavona no ataony.Misy ny tsy mihetsika eo amin\'ny toerana iray rehefa misy vahiny ao an-trano. Misy ny matavy ka tsy sahy mivoaka fa menatra olona ka vao maika mitombo ny habeny.
Alefaso indray aza ny famelabelarana mba hanampiana ny hafa.Inona no mitranga aminao ary inona no nataona mba hialana amin\'io fahamenarana io
Alefaso indray aza ny famelabelarana mba hanampiana ny hafa.Inona no mitranga aminao ary inona no nataona mba hialana amin\'io fahamenarana io
répondu par johanna17 le 04/09/2017 13:16
2. Fiffi
(
14/12/2006 17:48)
niryna:sarokenatra ve de hiavona ? :roll: zany izy efa sarokenatra zany aza de ahavita mihavona ve ? :roll:
Misy ny sarokenatra ka any amin\'ny havonavona no ataony.
3. kally
(
14/12/2006 17:52)
Ny olona saro-kenatra matetika dia tsy be teny, ka mahatonga ny sasany hilaza fa miavona izy! tsy hita izay ho resahina aminy ary raha ampiresahinao aza izy zara raha mamaly.
Azo ialàna ny fahasarotan-kenatra, fa ny ezaka voalohany aloha dia fampianarana azy ho tia ny tenany fa ataony ahoana moa no fitiavana olona raha ny tenany aza tsy tiany?
Azo ialàna ny fahasarotan-kenatra, fa ny ezaka voalohany aloha dia fampianarana azy ho tia ny tenany fa ataony ahoana moa no fitiavana olona raha ny tenany aza tsy tiany?
4. vale
(
14/12/2006 18:06)
Niryna: miezaka mahatoky tena, raha tsy izay tsy ho afaka @ olona iray io fahasarota-kenatra io!...
6. xxx
(
14/12/2006 20:16)
Izaho sady tsy menamenatra no tsy miavona fa asakasak'izay te hangina noho ny hamenarana.
:D
:D
8. fasaly
(
14/12/2006 20:37)
niryna: efa toetra voajanahary ny hasarotan-kenatra, ary matetika sarotra hialàna izany otetra izany...
izaho anisan'ny saro-kenatra be taloha, ary io voalazanao io fa raha vao misy vahiny tonga ao an-trano dia izaho tsy mety mivoaka, tsy hoe lasa miavonavona ny olona saro-kenatra fa matetika ny olona refa saro-kenatra dia reservé ihany koa!:? tsy miavona mitsy fa otran'ny hoe miavona no fahitàna azy ety ivelany:wink: fa amzao aloha efa fakafaka fa na izany aza mbola misy ao amiko lay izy e!

9. fasaly
(
14/12/2006 20:48)
ny mahatonga ny oul obèse na matavy indray tsy sahy mivoaka ny trano dia izy tenany aza efa tsy sahy mijery ny image-ny intsony manoloana ny fitaratra, dia latsaka be ao an-tsainy ilay izy dia izay no antony tsy hahasahiany mivoaka ny trano, ary manjary malaina mihintsy na ny hivoaka any ivelany hiseho olona:?
11. rabaradaka
(
15/12/2006 06:34)
Ny henatra no toetra mora ovana indrindra ary azo esorina koa. Zao no torohevitro : sahia lalandava
12. fasaly
(
15/12/2006 06:44)
marina alou ilay hoe sahia lalandava, fa rehefa tena manana io toetra io sarotra ihany ny ho sahy sahy! izany hoe na te hiala am lay hasarotakenanatra aza de tsy afaka tanteraka ilay izy rehefa izay mihintsy ny toetra voajanahary nao:wink:
13. ari.malala
(
15/12/2006 07:20)
misy koa anie ny olona tsy sarokenatra voajanahary fa toetra novolen'ny fiarahamonina ilay izy e! ohara hoe, voakiana fona ilay olona dia teraka hoazy ilayh enatra ka na ny hifandray aman'olona aza lasa tsy sainy intsony! tena lasa tsy manana estime de soi intsony mintsy refaveo!
14. Imahaka
(
15/12/2006 08:08)
niryna:
...ary inona no nataona mba hialana amin\'io fahamenarana io
Mi-pince kely amin ilay norme, tonga dia ao tsara sady sahisahy be 8)
15. booboo
(
15/12/2006 09:50)
Fasaly > aaa, disoiko hatrany an-dreniny zany lazainao zany hoe tsy mety afaka tsony zany satria hoe efa zay ny toetr'ilay oul :wink:.
Mitovy hevitra @ Rabaradaka zà @ fomba fialana @ henatra : sahia manao dingana lehibe :lol::lol:. Rehefa face @ tranga iraika maha-menatra ny tena (handray fitenenana anivon'ny oul boooobaka beeee ohatra) dia ny lazaiko an'ny louveteaux-ko fôna dia hoe :
-le ridicule n'a jamais tué personne (tsy mbola nisy matin'ny ridicule hatreto)
-T'as rien à perdre mais tu gagneras beaucoup en estime de soi alors vas-y mon coco
-Zay lalany any lalany leroa a !
Rehefa mahatoky tena tsara miatrika ny raha dia lasa ho azy ilay henatra sy ny tahotra (reo manko matetika mifanarakaraka ao)

16. niryna
(
23/12/2006 02:18)
Misy olona raha vao jerena dia mitanondrika, mety voadona angamba ny ati-dohany,sady tonga dia boramena.Nisy mpampiasa izay tamin\'izao niditra niasa,rehefa misy tsy haiko ny zavatra na manitikitika ahy dia manontany foana aho.Indray andro izay izy mena toy ny voatabia kanefa aho mbola tsy manontany akory.Hoy izy rehefa nanontaniako hoe ny fanontaniako lalina saro-baliana.Nisy fahamenarana tao aminy ary tonga dia maty lolo izy kanefa izaho tsy mieritreritra na inona na inona
17. niryna
(
08/01/2007 03:57)
Marina ve izany fa mety aretina hono ny saro-kenatra ary misy fanafody omena ilay olona:?: