tsy misy misambotra sa.......
1. fiderana
(
14/12/2006 08:04)
hotran'ny malaina zareo ny olona hisambotra an'i Pety fa tsy mba misy sôsy 100.000.000 ariray ngamba sa ahoana ny fijerinareo ilay raharaha?
répondu par fijo le 21/12/2006 22:50
2. Robert
(
14/12/2006 16:02)
Mitombona ve ny Fisamborana an'i Fidy sy Pety???
Jereo ity zavatra mintranga iray ity.....
Lors des obsèques du général défunt, mardi à Santiago, le capitaine Augusto Pinochet Molina avait justifié le coup d'Etat militaire dirigé il y a 33 ans par son grand-père.
"On lui a communiqué la gravité de sa faute et on l'a informé qu'il allait être congédié", a déclaré le commandant de l'armée, le général Oscar Izurieta, faisant référence au capitaine Molina Pinochet.
La présidente socialiste chilienne Michelle Bachelet avait demandé des sanctions de l'armée à l'égard du capitaine Augusto Pinochet Molina, 33 ans, qui avait rendu hommage à son grand-père, dans une intervention non autorisée, pendant les obsèques mardi.
AFP

4. hps
(
14/12/2006 19:23)
slt!dhl an,tsy maintsy hotratra ihany Pety eh;i Gal Fidy aza galy fatsy sady mibaby bokotra tratra ihany vao maika ve i Pety petit kely iny sa hanao toy ny totozy any anaty lava-bato any,asa aloha eh:^):^)
5. fijo
(
14/12/2006 22:32)
aza maika fa tsy misy afaka maina izany eo e,rehefa te hanao ,dia mizaka ny vokany
7. Stone
(
15/12/2006 00:57)
Tsy misy sosy io satria tsy conspiration na coup d'etat fa resaka tribonaly tsotra, mitovy @ mpangalatra akoho.
8. rabaradaka
(
15/12/2006 06:27)
Zao dadatoa a, i Pety ange ka olona faible be e, tsy misy antony hanomezana sôsy izay mahazo azy akory. Mba jereo ny vato azony, ao Fianara aza izy tsa mamely koa. Aleo izy lasa olon-dia any Solila na Mangidy
9. fiderana
(
15/12/2006 09:35)
letia..!, ka ilay sôsy anie tena ilaina mihitsy hanaovana fety ê!, dia izay no mahalasa heritreritra ahy teo hoe malaina ilay mpisambotra sa akory ê!
10. Lejim
(
15/12/2006 14:34)
fa lasa fahazarana anie ny saosy izao e. Mety mingitrika be mihitsy izao ny mpitandro filaminana hanambotra an'i Atoa Pety.
Na dia efa hitan-dry zalahy aza izy mandalo dia tonga dia mifampi-kozy hoe: "aleo rangahy andrasana rehefa misy saosy a!" lol
Sady mety ho izay koa no tsy nanamborana an'i Gle Fidy talohan'ny tsy fisian'ny saosy.
Tsy mba mahaliana anareo ve fa teny antanana ihany ny Gle Fidy nefa tsy nisy nisambotra akory raha tsy efa sure hoe mahazo saosy ny fanamborana azy!
Mahavariana ny tanjaky ny vola, fa ahafahana manakona ny marina izy io indraindray!