tsy mampiteraka ve ny kafe?
1. kama
(
13/12/2006 05:59)
Manao ahoana daholo, fanontaniana iray ity tiako hapetraka ho anareo izay hafaka mamaly azy ary koa tsy vitany hoe hafaka mamaly fotsiny ihany fa manana fahalalana amin'ity fanontaniana ity: "marina ve fa ny kafe dia anisan'ny vato misakana iray tsy mampiteraka ny lehilahy,misaotra @ famaliana'nareo ahy
répondu par kelly13 le 18/12/2006 10:41
2. Fiffi
(
13/12/2006 06:19)
fa maninona no hatao ato @ namana vao2 ity ?
http://www.doctissimo.fr/html/nutrition/mag_2001/mag1012/nu_4653_cafe_sante.htm
http://www.doctissimo.fr/html/nutrition/mag_2001/mag1012/nu_4653_cafe_sante.htm
6. tslem
(
13/12/2006 08:33)
namana vao² vô tonga ngah lé kafe;zah zao mpisotro kafe hatram mbôla kely fa niteraka bedabe :-D:-D:-D
8. kelly13
(
13/12/2006 18:18)
firy ry tslem? hihihi!!!
le fanontaniany hoe "tsy mampiteraka ny lhl" ka!!! d hozy za hoe tsia!! satria papanay mpisotro kawatry nefa jere fa nisy zay!!! :-D
le fanontaniany hoe "tsy mampiteraka ny lhl" ka!!! d hozy za hoe tsia!! satria papanay mpisotro kawatry nefa jere fa nisy zay!!! :-D
11. tslem
(
18/12/2006 06:40)
kelly13:
firy ry tslem? hihihi!!!
le fanontaniany hoe "tsy mampiteraka ny lhl" ka!!! d hozy za hoe tsia!! satria papanay mpisotro kawatry nefa jere fa nisy zay!!! :-D
tena tsy nazava tamiko ndray zany lé fantanina:-D:-D:-D