Iza no tena namana

1. rabaradaka ( 11/12/2006 06:31)
Mibaribary tsara izao hoe iza no tena namana, iza no namanamana ary iza no be resaka tsy namana. Vita hatreo aloha ny momba an-dry Mahafaritsy, député Yves Aimé, ry Kaleta, eny fa na dia ry Zoharimihaja aza mampisalasala ny vahoakan'Ambatondrazaka. Tokony ho mailo Ravalomanana
répondu par fijo le 12/12/2006 22:04
2. Fiffi ( 11/12/2006 07:02)
indrisy fa misy de misy ny mpamadika.....
3. rabaradaka ( 11/12/2006 07:17)
Tsy vitan'ny hoe mpamadika fa mpandefona ivoho. tsroako fa niaraka tamin-dRavalo aho tany Toliary sy Taolagnaro dia hoy Mahafaritsy hoe 65% raha kely no omeko anao orezida dia hoy indray déouté Mémé (dit la bagarreur) hoe homeko 75% enao prezida, dia io hitantsika ao amin'ny www.mira.gov.mg ny vokany
4. kitjo ( 11/12/2006 07:25)
iza no mety ho premier ministrable?

toa aleo ihany Sylla ngamba...sinon olona tsy faaaaaaantatra mitsy fa reo eo ireo toa ttssss

ny ministra no betsaka no tokony hosoloina fa mahamenatra!
5. Lejim ( 11/12/2006 14:44)
P.M. Jacque Sylla, raha amiko manokana dia mila soloina. Manatsara ny fitondrana no tena hainy, dia ny mivazavaza amin' ny mpanohitra koa. Ilaina izany tamin'ny mandat voalohan'ny fanjakana. Kanefa mety ho izay koa no nahatonga ny tsy fetezan'ny fitantanana maro tamin'iny mandat voalohany iny.
Misy izay atao hoe attorney general izay aty (USA), avocat miaro ny fanjakana ilay izy, raha mila izany ny filoha Ravalomanana dia any no tokony hametrahany an'i P.M. Jacque Sylla.
Fa hoe iza no asolo azy indray aloha tsy haiko e. Tokony ho olona mahay resaka fitantanana (management) ary toe-karena (economiste) no atao ao!
Hevitro ihany anefa izany
6. Lalah ( 11/12/2006 18:37)
lejim> betsaka ny olona afaka mitondra an i Gasikara sy mahatafavoaka azy tsara any hoany, eto USA aloha misy iray tena azo antoka 100%, olona nahavita zavatra tsara hoan ny tanindrazana na dia tsy betsaka loatra aza hatreto, fa saingy ny olana dia voaloto rano avy hatrany satria hoe oloa nitondra t@ andron Ratsiraka, na dia anti-Ratsiraka aza, ary ny tena mampalahelo dia henjehin ny fanjakana ankolaka hatramin zao.Ny hetahetako aloha tsy ho PM zany izy fa tonga dia president mihintsy.
7. simplex ( 11/12/2006 19:22)

Lalah> iza io ol io ?
Lejim> za kou lesy mba mieritreritra hoe tsy aleo v soloina economiste @ zay i Sylla? na farafaharatsiny atao VPM mitokana mi-superviser ny MEFB sy izay zavatra mikasika ny tontolo economika ankapobeny: industrie & commerce, tourisme, agriculture & peche, mines & energie,...
8. Lejim ( 11/12/2006 19:57)
Lalah> tsara rehefa mba manana reserve isika. Fa raha mijanona aty USA foana anefa izy dia tsy possible ny ahavitany manampy ny firenena. Tsy voatery ho filoha vao mahavita mampandroso anie. Fa mba tiako ho fantatra hoe, iza izany olona izany!
9. rabaradaka ( 12/12/2006 12:00)
Raha ny henoko tamin'ny anniversaire-ndRavalo dia izay circonscription eléctorale tsy nahazo "moyenne" eny fa na dia i Sylla aza de mety hiparitaka (Ste Marie Ravalo 33,8%). Ny mety ho PM aloha dia maro ny anarana mandehandeha, ohatra i Vony Roger, i Rabotoarison Charles. Fa i rabaradaka de ho hitanareo eo ny aminy
10. Lalah ( 12/12/2006 17:00)
Ko zany ary efa hoe henjehina indirect koa inona indray, no mbola ilazana azy eto.
11. fijo ( 12/12/2006 22:04)
alao izy anao izay itany fa mety ao e,.miandry isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3093