Mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa

1. caprio ( 10/12/2006 21:32)
Vao hitako tao @vao2 tao fa malaza mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa,koa eo @faritry ny loha eo hiany no misy fihetsika sy misy fomba anasitranany ary efa zava-dehibe zay ho antsika eto Dago fa mba mangataka num téléphone ho anireo izay any am-pitandranomasina , koa mangataka antsika izay manana ny num mba andefa izany eto azafady dia misaotra mialoha(l)(l)(l)
répondu par bazylou le 08/01/2007 22:56
2. Papoose ( 11/12/2006 02:08)
:*(l)
3. gege ( 11/12/2006 07:18)
aiza no misy azy? d mba miangavy ny omeo nomerao e!
4. Papoose ( 11/12/2006 07:44)
nyahy zany no mba angatahako hositranina dia ity ratra tsy mety mijanona ato amiko ty e!sady tsy haiko hoe aiza le maratra @ io an! mety ho sitrany v zany?:(
5. elodie2 ( 11/12/2006 14:27)
hi hi ry papoose ah misenina be zany ratra nao izany ah mandehana manakany à dokotera mpanasitran fa tena ratsy be izany
ny dokotera mpanasitrana dia tsy iza fa Jesosy kristy avy any Nazareta izy no tena mpanasitrana
dia mampahery anao eh
6. simplex ( 11/12/2006 14:37)

za vao naika hikrosy b eto aty fa sitraniko zany kay za tsy avy any Nazareta :°):roll::-D:-D
7. booboo ( 11/12/2006 14:49)
8. Hubert ( 11/12/2006 15:26)
F'inn le maratra tsy hita any amindry ry Papoose, fa toa liana be tampoka za te-hahafantatra? na sao manana sos-kevitra koh e!
9. watafon ( 11/12/2006 15:49)
za vao sambany maheno an'ity anarana ity ry zareo an !
Papoose: aiza tokoa akia zany fa sao d azoko sitranina an ! :-D
10. ari.malala ( 12/12/2006 11:53)
lasa dokotera jiaby ny lehilahin'ny serasera ankoatran'ny ena izy moa izany :-D:-D:-D
11. dailynews ( 12/12/2006 18:10)
fa iza izany olona izany? io ve ilay eny @ lalana mankany antsirabe, raha ny tena marina mbola tsy tena miala lavitra an Antananarivo?
12. simplex ( 12/12/2006 18:13)
Marary kou nga i DN ?:°):-D:-D
13. dailynews ( 12/12/2006 18:17)
tsy marary kah, misy an izany olona malaza izany ka mba te hahalala hoe iza. :D
14. fiderana ( 13/12/2006 12:36)
tena ilaina izy izany fa mba jero ry iretodia lazao ê!, sady mety mahasitrana ilay maratra tsy mety mijanona ao @ Papoose ilay olona sao lany eo ny rà ny dia ho loza eo:oops:.
15. mimich ( 14/12/2006 06:06)
tena mbola tsy reko ilay anarana raha zao , fa mba ilazalazao ny momba azy io we ry caprio
16. kitjo ( 14/12/2006 15:57)
Sao dia ilay eo avaratr' i behenjy milahatra be io izany? @ RN7

Ao manko malaza, fa tsy @ loha izany fa anamamy no tena ampiasainy HONO...

Asa aloha izay fahamarinany fa dia ilaharana be eo ary ny trano manodidina ilay tanana eo aza niala dol ny tompony fa lasa ampanofaindry zareo 7000Ar/alina ipetrahan' ireo marary!

Eo @ ilay tanana kely mpanao baby foot e!

Za aloha mbola tsy nankeo fa dia malaza be fts e!
17. bazylou ( 08/01/2007 22:56)
drayyyy feno mpinompino foana eto marina !!! ialao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3553