Dia faly miarahaba anao ry JUSTIN VALI fa haiko ianao mpisera eto ihany ;-) t@ loka izay azonao omaly, nahazo ny:
Grand prix Palmares de la Sacem @ musique traditionelle tokoa mantsy izy omaly e! nohon'ny asa sy ny talenta ananany,
tsy diso anjara koa i Henri TEXIER t@ grand prix jazz,
i Franck DUBOSC grand prix humour,
i Maurice Jarre grand prix de musique de film,
i Francis CABREL @ variété française,
i Nana MOUSKOURI @ Chanson Française étrangère....