Internet to go

1. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:49)
Ny aty Bekintana moa iznay de lasa lamaody indray ity cell phones misy net sy connecte lava ity: sidekick, blackbery sns....
ahoana ny eritreritrareo @ io?
Ilay @ alina rehefa misy email tonga zao na misy mamaly ny messages ato izao dia misy mi bip... de mitsirika kely aloha hihihihi..
fa lasa tsy mahasaraka azy ny tena defaut ny fa mijery foana isaky ny mivibre lery
répondu par cutie le 17/12/2006 01:01
2. malalatinasoa ( 08/12/2006 05:55)
ikaretsaka:

Ny aty Bekintana moa iznay de lasa lamaody indray ity cell phones misy net sy connecte lava ity: sidekick, blackbery sns....
ahoana ny eritreritrareo @ io?
Ilay @ alina rehefa misy email tonga zao na misy mamaly ny messages ato izao dia misy mi bip... de mitsirika kely aloha hihihihi..
fa lasa tsy mahasaraka azy ny tena defaut ny fa mijery foana isaky ny mivibre lery



pratique ilay izy rehefa ianao ilay irery sy malahelo,fa ndraindray efa trop loatra. Ny ahy pihako mihintsy rehefa alina surtout ny week-end fa tsy misy fotoana ialana sasatra, manapaka ny torimasoko :°)
3. Papoose ( 08/12/2006 06:11)
tena mandreraka ndrai2 fa na ampianarana aza mbola tentee hikitika an'iny foana satria misy sms na zay email tonga eo dia ts de mifocus loatra @ le bosy intsony ny farany, (nefa efa fohy le fotoana hijanonana ao)sady lasa diso fantatra loatra daholo ny atao mandritry ny andro e, sy ny toerana misy @ le fotoana, sy ny zvt atao)
4. xxavy ( 08/12/2006 09:15)
"krija krija mivoha ny varavarana"

zay no tena sonnerie milay :lol:

siora ra ika!

mad

5. ikaretsaka ( 08/12/2006 12:35)
xxavy:

"krija krija mivoha ny varavarana"

zay no tena sonnerie milay :lol:

siora ra ika!

mad




hihihi .. efa zay ka...

fa mety ho banky ihany ny provider raha azon'ny gasy any Dago itony ka.. marina e...
veloma ra cyber
6. kitjo ( 12/12/2006 19:05)
ka tsy vao mainka aza ve tombony ho an'ny provider satria mila GPRS na WAP...

ny aty ndray ty 3G ty no mampme...

misy ol mande tongotra d variana manao video call d mila tsy hahita poto sy feu rouge tsony rehefa hiampita...

fa mahakamo aloha le izy satria raha ohatra anah manokana ra vao tsy maneno kely d oh mahagaga hoe sao simba...hany ka na tsy maneno aza d tsirihina ihany :-D:-D:-D:-D:-D

fa refa misy zvt maika kosa aloha dia tena tsara e!
7. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:42)
ka izya mihitsy ko.. efa impiry isanandro no miteny heo ary tsy maneno ity izany ...
fa pratique ilay izy satria tsy mila cyber fa eny ambony train de efa vita daholo ny ilana net rehetra ko
8. cutie ( 15/12/2006 22:01)
tsy mankarary maso ve zany
kely loatra ny ecran :-D^^
9. ikaretsaka ( 16/12/2006 06:52)
afaka zoomena ko..
sy jerena tsikelikely:D

sady afaka atao ambany ondana an... izao ilay hoe miondana net hahahaha =))
10. cutie ( 16/12/2006 21:53)
mandanby andro zany jerena tsikelikely zany :-D:-D:-D:-D
ny ahy njay alou ny Ipod no ambany ondako e :-D
11. ikaretsaka ( 16/12/2006 22:57)
hihihi atao 2 ny ondana de ny 1 ipod de ny 1 blackberry ko:roll: de eo anelanelany saple sy boky masina
12. cutie ( 16/12/2006 23:09)
:-D:-D:-D:-D
tsy harary @zany ny loha mety ho nofy hafahafa no mivoaka avy eo :-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 16/12/2006 23:57)
milay izany kooo
nofy musical spiritual with contact to the world fa tsy nofinofy fotsiny! traissssss:P
^:^
14. cutie ( 17/12/2006 00:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
aleoko nofy musical without contact with the world @ zay miaina ao anatin'ny dream musical :-D^^^^
15. ikaretsaka ( 17/12/2006 00:56)
de lasa nofinofy fotsiny ny fiainanao raha izany ko:roll::lol::wink:
16. cutie ( 17/12/2006 01:01)
refa matory io
nga @ fiainana de hiondana ipod foana :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2606