leo be!
1. sherillalove
(
07/12/2006 14:49)
normal ve le vo avy firan'ny bandy de tena leo lelà be?sa so de lasa sampona a!
répondu par nolalaina le 13/12/2006 13:54
3. Fiffi
(
07/12/2006 15:26)
raha voadona mafy avy t@ le bandy aloha de tena misy fihatraikany be mihintsy io an ! de normaly be raha tsy te-hitodika am lhl mihintsy mandritrin'ny fotoana ........miankina @ tsirairay io !
4. xxx
(
07/12/2006 15:27)
leo an'azy angamba fa tsy leo lelà.Mandalo io faha-leovana io fa tsy maharitra. Vao mahita olona tianao eo enao dia efa aooeee.
Tokony ovaina amizay angamba izany ilay soratanao ao amin'ny mombamomba :wink:
Tokony ovaina amizay angamba izany ilay soratanao ao amin'ny mombamomba :wink:
6. DIDIFL
(
07/12/2006 16:23)
ts lah ts vav io rets fa makin be fona :( ref zai ah. Az miandr ela fotsn fa le manark fidina tsar vao teo ah nial sad nare sip ko ne mba mametrk ko eh
8. andry08
(
07/12/2006 16:37)
Tsy sampona fa maka bahana angamba ianao?Dia avy eo mitsambikina be @ izay!
14. Rasiligaoma
(
07/12/2006 19:40)
ko leo lehilahy hono ko..
olona 1 ve no tsy tia.. ataoko tsara toto ny koba
olona 1 ve no tsy tia.. ataoko tsara toto ny koba
15. titis
(
07/12/2006 19:47)
Raha leo be indry dia maka bahana kely aloha ,aleo mivoaka miaraka @ namana ,mihaino mozika atao daholo zay fomba hanadinoina azy fa rehefa ela ny ela misy solony foana iny!
19. ikaretsaka
(
08/12/2006 03:55)
manao ohatran'ilay mpanjono atsy ambadika atsy rehefa feno ny trondro
20. Devil
(
08/12/2006 08:19)
normal be mintsy io,zay le hoe miverina zero,d refa avy midona amin'ny pôtô d mila maka soufle kely alou mi recul kely fa tsy tonga d mandeh fa sao d midona amin'ny talu eo ndray.D aza miasa saina amin'zany fa mandalo io akia a,raha vao sendra andry zalahy bôgany reny tonga d adino zany :-*
