mangataka tonon-kira

1. poupa ( 05/12/2006 19:32)
mba mangataga ny tonon kiran'i bacoma le rasta "mosolé" na engamba "mozole" tsy dia tadidiko firy ilay titre misaotra betsaka
répondu par poupa le 06/12/2006 18:11
2. Papoose ( 05/12/2006 19:51)
omeko sombiny enao an! dia efa nandray anjara aho zay hihihhi
miheveraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
fa mandaloooooooooooooooooooooooo
miheveraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
fa mbola ho vovokaaaaaaaaaaaaaaa
io volabenao io ohhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh
tsy ahatonga anao any mausoleeeeeeeeeeeeeee
fa ny havanao ohhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh
no hitondra anao any mausoleeeeeeeeeeeeee
vita tpk!
ny fandraisana anjara hono no tena zava-dehibe ka dia......
3. Fiffi ( 05/12/2006 21:50)
toa efa nisy nangataka io hira io fa toa tsy nisy nahita...
4. poupa ( 05/12/2006 22:22)
misaotra e!
5. Papoose ( 05/12/2006 22:41)
poupa:

misaotra e!



na henoy le hira dia dia adikao @ ttsy ny tonony koa!sady mora hay izy @ zay:)
6. poupa ( 06/12/2006 18:11)
tsy manana an' ilay hira aho fa raha tsy zany efa nadikako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0803