Roy monja

1. lapino ( 05/12/2006 16:11)
Ilay tsikeran'i anonymous ao amin'ny blaogin'i jentilisa: http://jentilisa.blogspot.com/2006/12/vokatra-talata-051206-taminny-12-ora.html :^)
répondu par fijo le 06/12/2006 22:39
2. pissoa ( 05/12/2006 16:30)
Zah kou mba gaga otran'i Anonymous :roll:
3. rvoulah ( 05/12/2006 16:33)
mampametra-panontaniana marina !
4. simplex ( 05/12/2006 16:33)
k io le fantatra @ teni baiko hoe "femme emancipee" ;-)
5. Fiffi ( 05/12/2006 16:34)
anjekaky ooo :{:{:{ grave indray zany an !
6. lapino ( 05/12/2006 16:43)
simplex, tsy isan-jato io fa isam-bato an
7. tezitra ( 05/12/2006 16:44)
izany midika fa tsy nisy ny fifidianana

tsisy marenina mihoatra an'izay izay tsy te handre

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT
8. simplex ( 05/12/2006 16:47)
:D:D:D
zany hoe emancipee zany ny vadiny d tsy nifidy azy fa kobony hoe tsy alehany izy e :roll::°)

ol 2 manerana ny nosy v ?
ataovy ny confrontation des PV fa misy hala-bato tao :-D:-D:-D
9. lapino ( 05/12/2006 16:50)
Neveriko aza fa le nahazo roa isan-jato no femme emancipée :°)
10. tezitra ( 05/12/2006 16:50)
KA TSY MATORY MIARAKA @ RA8 RAHA EMANCIPEE

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT
11. simplex ( 05/12/2006 16:55)
i tezitra nga efa nanesy niara natory t@ candidatn'ny opposition :°)

y a q les poissons mortes qui suivent un traitement chez le psy

chiatre
12. kitjo ( 05/12/2006 16:57)
hahaha

tezitra an> sao ho tapaka lalan-dra @tsy fidiny eo e!
13. Fiffi ( 05/12/2006 17:05)
mila pompier nga ? :-D:-D:-D
14. hery ( 05/12/2006 17:23)
Soa ihany fa mbola tsy ofisialy

"Les poissons vivants vont directement dans la marmite"
:-)
15. booboo ( 05/12/2006 17:27)
16. xxx ( 05/12/2006 19:11)
tsy mahagaga raha roa fotsiny no azony fa na tao @bureau de vote nandatsahany ny vatony aza tsy nasiany ny bulletin de vote-ny akory koa
17. fijo ( 05/12/2006 23:29)
izay no fanazavana itako.misy birao tsy nahitanany vatony akory.tsy izy irery fa ny ekipa sasany koa.tsy nanatitra buleta ry zalahy,na koa ,ny nmpomba azy no tsy nanatrika akory ny birao."voalaza ao amin'ny tribune "izany
18. xxx ( 06/12/2006 09:41)
:-D:{:{:{
19. xxx ( 06/12/2006 09:44)
tezitra>=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
20. fijo ( 06/12/2006 22:39)
de aza tezitra fa izay no vokany.
ny tena marina anie dia izao e.misy andian'olona mody nilatsaka,fa ny tena saina dia ny hitarika korontana.saingy nony tsapany fa tsy nahomby le tetika"teny alarobia no nahatsapana azy"dia samy nanempoka tany.
vakio ny midi mivoaka rahampitso alakamisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0983