Rohy Ministère de l'intérieur

1. rvoulah ( 05/12/2006 13:46)
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php

samy liana ny valim-pifidianana isika tsirairay avy.
Manampy ny efa misy sy ny voalazan'ny gazety dia io ambony io ny rohin'ny Ministère de l'intérieur ahazoana mijery ny valimpifidianana amin'ireo farintany 6.
Mazotoa daholo!
répondu par fijo le 06/12/2006 22:42
2. xxx ( 05/12/2006 14:07)
ary toa tsy misy valiny e???anaty sary io
3. tezitra ( 05/12/2006 14:12)
:-* A TOI AUSSI KELLY

TSY NISY NY FIFIDIANANA,

700 personne tsy afaka nifidy t@ firaisana, bulletin efatra ihany no tao mahamasina (certain bureau de vote), et vous parlez de fifidianana, c du simulacre electorale

mais l'histoire est un eternel recommencement , meditez:
1) 1972, debut de l'anée lany 1er tour (1er tour de vita)tsiranana, mai 1972 il a été chassé
2)1989, lany 1er tour à 70 % ratsiraka (1er tour de vita) pour 7 ans , 2 ans après il a été chassé
organisons la riposte civique, on va pas accepter ça, on va lui botter la fesse à ce petit bohnomme

en tout cas on va pas lui laisser se reposer, je lui donne 2 ans comme ratsiraka en 89 , comme tsiranana
4. rvoulah ( 05/12/2006 14:49)
tsy misy valiny ahona ry xxx an !
enao ary tsahy miseho sy maneho hevitra fa miafina ambadiky ny xxx ko.
tsindrio ny rohy de hitanao ao ny valiny , raha te hijery mazava ho azy!
5. jentilisa ( 05/12/2006 15:22)
Tahaka ny voako ihany aloha raha ny fanomezam-baovao e!
ny ahy ary efa navoakako ny tamin'ny 12 ora atoandro teo. (talata)

http://jentilisa.blogspot.com
6. Imahaka ( 05/12/2006 16:04)
tezitra> :-@:-@:-@
7. Fiffi ( 05/12/2006 16:36)
tezitra:

TSY NISY NY FIFIDIANANA,
de t@ fomba ahoana hono no nahazahoan'i Ravalomanana isa 70% :?::roll:


8. tezitra ( 05/12/2006 16:40)
70%, tu dis ça à n'importe kel europeen, ou des canadiens ou des americains du nord , il te dit c du score à la sovietik,

tany dago t@ radidy t@ 1989 sy 1982, ary tsiranana 1972 no nisy an'izany no nisy an'izany farany (jereo ny bibbliotek nasional
9. hery ( 05/12/2006 17:25)
Euhh... efa nivoaka angaha ny Vokatra ofisialy rehetra? :-)

Trondro no ho laoka ato ho ato :-)
10. lapino ( 05/12/2006 17:31)
hery, toa hoe afaka 10 andro any vao havoakan'ny HCC ny vokatra ofisialy.
11. Rojoukel ( 05/12/2006 19:05)
Ary i tezitra mila mikarakara vatana a ! taraiky be elah ry bainina a ! efa mandroso zao f'angaha ny niainana t@ 72 sy 89 de voatery tsy maintsy miverina @ zao efa 2006-2007 zao, mikarakarà ihany vatana de mba mivoatra manaraka toetr'andro fa mahamenatr'e !
Ary elah zany mety ho tafitohina in-2 na in-3 amin'ny toerana 1 a ! ampiasao ihany ny loha fa aza atao fitoeram-bolo fotsiny e ! ary sao de mbola tsy mikatona kosa aza ny loha malemin'i Tezitra io e !
12. fijo ( 05/12/2006 23:31)
tezitra an,ary adino sahady ngaha fa chirac anie ka lany tamin'ny 82% e,sa frantsa tsy aty europa??????
13. maintsokely ( 06/12/2006 00:08)
O Ra tezitra a!
Razoky aza sao dia very fihinanana tamin'ny andron'i R8. Matetika ange bainina ka ny mpanao afera ihany no tena tsy mirevy an'i R8 e!
Sao dia very afera kosa aza ianareo ka ..... kozio mialoha dia mba manohana koa izahay e! enjehinay mihitsy aza i R8.

Aza dia miaka-pofona loatra fa sao dia miainga eo ny fiaramanidina.
14. Stone ( 06/12/2006 02:53)
Ary toa tsy misy recap azo jerena ntsony ao @ MIRA ty kle?
15. baroho ( 06/12/2006 04:53)
maintsokely:

O Ra tezitra a!
Razoky aza sao dia very fihinanana tamin'ny andron'i R8. Matetika ange bainina ka ny mpanao afera ihany no tena tsy mirevy an'i R8 e!
Sao dia very afera kosa aza ianareo ka ..... kozio mialoha dia mba manohana koa izahay e! enjehinay mihitsy aza i R8.

Aza dia miaka-pofona loatra fa sao dia miainga eo ny fiaramanidina.


zah koa de mino an`zany ry maintsokely ah! ny tena mahagaga ah de izy (Mr tezitra) tsy manana olona tohanana mihitsy @ le candidat rehetra fa i ravalomanana ihany no teneniny
what a dork!!!!!
16. fijo ( 06/12/2006 22:42)
ka izy anie manao propa ravalo,fa ny fombany no hafa kely e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9999