naman sa???????

1. risy ( 05/12/2006 08:20)
fa nahoana hoy aho ny viavy no zatra manafangaro ny fitiavana amin'ny resa pihavanana?"tsy aleo ve mijanona ho mpinamana?" manino no ovaina izany neffa resaka fitoriana fitiavana anie ilay izy fa tsy fitadiava-namana e!!!! de tsy maintsy andalo amin'izany ve??????????????
répondu par Fiffi le 05/12/2006 16:17
2. pissoa ( 05/12/2006 08:28)
tsy oe manafangaro fa refa tsy tia ve izy ho terena fotsiny e 8O:-D
3. xxx ( 05/12/2006 08:29)
satria ny vhv refa tia d tena tia ka refa mitady ho bevaka lé lhl d omena top ohatr'izany.amizay mantsy tsisy fanditra fa mitohy ny fihavanana ka na tsy mifankatia aza d mihavana fôna d mety hitohy indray ny tantara atsy ho atsy, asa aloha fa zany no hevitro
4. bonbon ( 05/12/2006 08:58)
mba mody mteny anzany koa enao ry risy fa za ko mafatatr bandy bdb ts mahay mionona amin finamanana tsotr fa mtady zvtra hafa kou...Asa alou...
5. fasaly ( 05/12/2006 09:10)
ka mpinamana alou zay vao lasa mpifankatia :°)
6. fiderana ( 05/12/2006 11:52)
namana aloha no mety dia mifankatia dia mitohy....mifankatia mahafinaritra, dia mifankantia maharitra be, dia mifankatia mifamarafara, dia miady tsara ny tadin-dokanga:lol:
7. kelly13 ( 05/12/2006 12:51)
ka ny vhv compliquée kou lol
8. Fiffi ( 05/12/2006 16:17)
zany ve akia ? :{:{:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2027