vokatra feno Antananarivo!
1. jentilisa
(
04/12/2006 10:19)
Raha liana hahalala ny vokatra feno Antananarivo renivohitra dia
http://jentilisa.blogspot.com
ary misy ny fironana voalohany ihany koa manerana an'i Madagasikara.

répondu par fijo le 06/12/2006 23:30
2. lapino
(
04/12/2006 10:40)
OK, misaotra an'i Jentilisa e! Ary haingana dia haingana izany valim-pifidianana izany dia aterinareo eto an :wink:
4. ronaldo09
(
04/12/2006 11:57)
Ny anay dia ny vaovao manerana an'i Madagasikara no tadiavinay fa tsy ny vokatra ao antananarivo mihitsy ary mba fantatry leity moa fa ny atao hoe madagasikara dia faritany 6 natambatra dia ireto avy :antananarivo Toamasina Toliara Fianarantsoa Mahajanga ary antsiranana .
Vokatra ao Antananarivo io taterin-drangahy io fa tsy vokatra eran'ny Madagasikara .Jereo tsara leity fa any Toliara dia i lahiniriko no mitana ny lohany ary amin'ny maha zanaky Toliara ahy dia fier aho satria resy Ravalo,any Toamasina dia i Rolland Ratsiraka no mitana ny lohany torak'izany ny any Antsiranana.
KOA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY!

5. ari.malala
(
04/12/2006 12:10)
ronaldo09:

1/ mahaiza manaja olona. Tsy fantatrao akory na zokinao io olona io ko lety a lety!!!:evil:
2/ mbola vokatra tsy ofisialy io fa aza maimay toy ny boka hanambady:evil:
6. besoiiin
(
04/12/2006 12:19)
ronaldo a. ny sipako zanaki tulear, ny akiziko zanaki toamasina ny jobako zanak'antsiranana, fier b ko nef zay fa 1er tr de vita eeeeee, ho avy tsy ho ela ny proclamation e, d aona ilay resaka mpitsabo t@sujet anla iny??? mba efa mba vonona tsara v i zafy @ fanafody e:-D:-D:-D:-D
7. Stone
(
04/12/2006 13:16)
Ny 30% ny mpifidy dia eto Antananarivo avokoa, ka raha 71% izany ny eto dia eo @ 52% mahery eo eran'ny nosy raha atao extrapolation. Resy indray izany i Ronaldo.
Efa hoe Brésil tsy lasa hoa!
Efa hoe Brésil tsy lasa hoa!
9. Samoana
(
04/12/2006 13:56)
hoy Ronaldo /amin'ny maha zanaky Toliara ahy dia fier aho satria resy Ravalo
tsy izany ny fomba itondrana ny fiainana razandry a !
Tsy maninona ny mifaly @ fandresena 1 saingy aza afangaro mépris nohon'ny fihavian'ny sasany izy io !

10. mandrindra
(
04/12/2006 14:55)
Stone:
Ny 30% ny mpifidy dia eto Antananarivo avokoa, ka raha 71% izany ny eto dia eo @ 52% mahery eo eran'ny nosy raha atao extrapolation. Resy indray izany i Ronaldo.
Efa hoe Brésil tsy lasa hoa!
tena tsy azoko ilay kajy antsoina hoe extrapolation fa mba hazavao azafady
11. tyty
(
04/12/2006 16:14)
ronaldo09 , marina ny voalazanao fa tsy antananarivo irery no hoe madagasikara fa jereo kely anie fa i jentilisa anie tsy niteny hoe vokapifidianana Madagasikara manontolo fa nomarihiny hoe Antananarivo renivohitra e ary vao fironana voalohany fotsiny fa tsy mbola valiny ofisialy e
12. xxx
(
04/12/2006 16:18)
Mbola mila manatrika sy manao formation lavalava momba ny racisme i Ronaldo fa mbola ambany be le fisainana. Tsy tokony ho vote ethnique izany intsony no atao fa an'ny tery saina izany, mba any ivelany ve le ronaldo nefa mbola tsy nisokatra ihany ny saina ??
zay leity avy any Diego fa mirevy Ravalo a! ary tsy resaka firazanana no hirevenay azy fa fier zay fa misy MALAGASY ohatr'azy a!
zay leity avy any Diego fa mirevy Ravalo a! ary tsy resaka firazanana no hirevenay azy fa fier zay fa misy MALAGASY ohatr'azy a!
ronaldo09:
Ny anay dia ny vaovao manerana an'i Madagasikara no tadiavinay fa tsy ny vokatra ao antananarivo mihitsy ary mba fantatry leity moa fa ny atao hoe madagasikara dia faritany 6 natambatra dia ireto avy :antananarivo Toamasina Toliara Fianarantsoa Mahajanga ary antsiranana .
Vokatra ao Antananarivo io taterin-drangahy io fa tsy vokatra eran'ny Madagasikara .Jereo tsara leity fa any Toliara dia i lahiniriko no mitana ny lohany ary amin'ny maha zanaky Toliara ahy dia fier aho satria resy Ravalo,any Toamasina dia i Rolland Ratsiraka no mitana ny lohany torak'izany ny any Antsiranana.
KOA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY!
13. xxx
(
04/12/2006 16:27)
tyty:
ronaldo09 , marina ny voalazanao fa tsy antananarivo irery no hoe madagasikara fa jereo kely anie fa i jentilisa anie tsy niteny hoe vokapifidianana Madagasikara manontolo fa nomarihiny hoe Antananarivo renivohitra e ary vao fironana voalohany fotsiny fa tsy mbola valiny ofisialy e
ka ry ronaldo reny anie tsy mba manana fijery misokatra e ! efa maizina foana ny sainy ka na ampianarina any @ toerana ambony aza tsy mbamanana fahazavantsaina mihitsy e ! tena mampalahelo ny malagasy e !
14. xxx
(
04/12/2006 20:43)
Tena hita mitsy Le Ronaldo fa raciste. Ny tena mahagaga de ny ol raciste ihany no manongo ny tenany.Raciste satria tsy manaiky ny zava-misy fa ny azy ihany no heveriny ho marina hany ka na hita zao aza fa fotsy de terena fotsiny ho mainty.
15. baroho
(
05/12/2006 06:10)
ronaldo09:
Ny anay dia ny vaovao manerana an'i Madagasikara no tadiavinay fa tsy ny vokatra ao antananarivo mihitsy ary mba fantatry leity moa fa ny atao hoe madagasikara dia faritany 6 natambatra dia ireto avy :antananarivo Toamasina Toliara Fianarantsoa Mahajanga ary antsiranana .
Vokatra ao Antananarivo io taterin-drangahy io fa tsy vokatra eran'ny Madagasikara .Jereo tsara leity fa any Toliara dia i lahiniriko no mitana ny lohany ary amin'ny maha zanaky Toliara ahy dia fier aho satria resy Ravalo,any Toamasina dia i Rolland Ratsiraka no mitana ny lohany torak'izany ny any Antsiranana.
KOA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY!
tandremo fotsiny mitomany rehefa vita ny fanisana vato ary aza de alefa ao loatra ny fo fa na de fier ary anie enao malahelo ihany satria fantatrao tsara fa tsy misy dikany mihitsy zay rolland eo akaikin`i ra8 niveau national zany:cry::cry::cry::cry::cry:
sorry!
17. jentilisa
(
05/12/2006 08:19)
Ezahiko araka izay azo atao moa ny mamoaka valim-pifidianana haingana indrindra mihoatra ny rehetra. Fitiavana io nefa misy haika anaty ihany koa. Raha mbola vokatra omaly hariva no navoakan'ny maro amin'ny gazety sy ny an'ny minisiteran'ny ati-tany koa aza
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php
dia ny vokatra navoaka androany maraina indray no navoakako tao. Dia mazotoa indray!

18. fijo
(
06/12/2006 23:30)
tsy raciste ronaldo satria ny vadiny fotsy.aza afangaro ny racisme sy ny tribalisme.
ronaldo,vao namoaka le vaovao ny namana ery ambony dia efa nanamarika tsara fa vokatra antananarivo.