Ny teo aloha sy ny tao afara
1. soanja
(
04/12/2006 05:20)
Lasa fisainana hoa zah dia hoe misy ny teo aloha sy ny tao afara na ny tao aorinan'ny zavatra nitranga iray. Dia ny mahavarina fa rehefa tao afara ihany vao tena tsapa hoe ny tao alohan'ny zao dia izao no nitranga fa rehefa tena ny teo aloha dia tsy misy mahatsapa hoe teo aloha ilay zavamisy.
Ohatra talohan'ny nidirako teto amin'ny serasera dia nahavita asa be dia be zah fa nony taty afaran'ny serasera indray de lasa be namana zah. :-D:-D:-D zany hoe taloha taminio zah nahavita asa tsy nieritreritra mihitsy aho hoe alohan'ny serasera ity zavatra ataoko ity an.
Ho ela velona anie ny serasera na izany na tsy izany satria faly aho fa nahazo namana.

répondu par tywa68 le 05/12/2006 08:47
2. xxx
(
04/12/2006 05:44)
nataoko fa nifindran'i salmo tamin'ny voalohany.
Izaho koa ry soaja tahaka izany. Lasa ohatra ny raikitra be amin'ny serasera izany.
Izaho koa ry soaja tahaka izany. Lasa ohatra ny raikitra be amin'ny serasera izany.
3. Fiffi
(
04/12/2006 05:55)
soanja:tsy misy mahatsapa ahoana akia zany ?
tsy misy mahatsapa hoe teo aloha ilay zavamisy.
4. soanja
(
04/12/2006 06:11)
Fiffi> aleo zany haka ohatra hafa aho e.
Talohan'ny 9/11 ary ny tao afaran'ny 9/11 dia samy ahitana resaka daholo nefa talohan'i 9/11 tsy nisy nahatsapa fa ho avy ny 9/11 ary aloha daholo ny zavamitranga ary ho lasa marika ny zava-drehetra taty afarany. tsetsetra tsy aritro io fa aza misahirana aminy an.

7. Fiffi
(
04/12/2006 06:36)
anjekaky ooo :{:{ de mihovà aingana enao fa tonga @ fotoam-pihomanana isika zao ...:)
8. sakaizakely
(
04/12/2006 10:03)
Talohan'ny 9/11 ary ny tao afaran'ny 9/11
Soanja,
Sarotra be le nine eleven fa @ eropeana dia day/month no laojika kokoa. Tena naika very zaho marina. Raha nataonao hoe 9/11 tondé kobo vetivety.
Marina tokoa ilay hoe taloha sy taoriana. Ny ahy ny vanimpotoana dia ny niterahana. Dia miteny foana hoe "tam'za mbola tanora" :-D:-Dsatria lasa matotra be hoatran'ny efa antitra be ireny izao. Hafa ilay taloha mandeha ho azy ny fiainana. Izao tsy maintsy mandanjalanja sy mieritreritra foana ny zavatra atao rehetra.^^
9. soanja
(
04/12/2006 14:03)
Izay indrindra aky ry Sakaizakely. Ny tiako resahina dia ny zavatra atao rehetra dia mila voahevitra amzay daholo. :-*:-*:-*:-*:-*
10. zakony
(
05/12/2006 08:00)
misy fantatra ihaany ka,
ohatra hoe talohan za nanambady, efa ela no fantako fa hanambady tam zany fa na izany misy ny alohan'ny nanambady sy aorianany
de talohan za niteraka hehehe, dia mitohy foana
za mbola tsy maty zao de azo lazaina zany fa alohan za maty

12. tywa68
(
05/12/2006 08:47)
tena ilay alohan'ny serasera ve ? tsy nandoro sakafo, nahavita raha² :lol::lol:
Dia izao raha tsy miditra kely ohatrany misy tsy ampy ! dia lay namana ohatrany hoe fantatra @ fomba fiteniny sns...dia lasa jerena kely eto hoe ao ve ! :-D:-D:-D
Mahafinaritra ê !
Dia izao raha tsy miditra kely ohatrany misy tsy ampy ! dia lay namana ohatrany hoe fantatra @ fomba fiteniny sns...dia lasa jerena kely eto hoe ao ve ! :-D:-D:-D
Mahafinaritra ê !